A l’approche de la première session spéciale ce 12 juillet à Tsimbazaza, des députés indépendants courtisés de partout, ont annoncé leur ralliement à Andry Rajoelina. L’appel à la coalisation lancé par Gascar Fenosoa, ne semble pas avoir eu l’effet escompté. Un nouveau revers pour les plateformes de l’opposition. Parmi les […]
Auteur/autrice : Adnews
Lalao Olympika (JO 2024) : miandry «wild card» i Sidonie
23 andro mialoha ny hanombohan’ny lalao Olympika, tanterahina any Paris France, mbola tsy fantatra ny ho isan’ny atleta malagasy hiatrika izany fihaonana maneran-tany izany. Noho ny tsy fahazoan’i Sidonie Fiadanantsoa ny fe-potoana farany ambany tsara indrindra tokony ho tratrarina “minima”, eo amin’ny taranja fototra atletisma, voatery miandry ny fanasana manokana […]
“Moozik” : hoavin’ny tsenan’ny mozika malagasy
Mandeha tsikelikely eo ny fahazarana… Fa efa azo hanjifana ny hira malagasy ny rindram-baiko Moozik, ary natao ho takatry ny Malagasy ny sarany. Misokatra ny lalana ho an’ny tsenan’ny mozika eto an-toerana. Spotify, Deezer, Apple Music, sns. Rindram-baiko malaza maneran-tany, fanjifana ny mozika amin’ny alalan’ny internet ireo. Tsy latsa-danja amin’ireny […]
VAOVAO TAMBATRA
Ratsy avokoa ny 2/3 amin’ireo lalana ambanivohitra, mirefy 21 000km, eto Madagasikara ary ny 11,4% monja no azo hidirana. Sakana ho an’ny fampandrosoana eny ambanivohitra ny tsy fisiana fotodrafitrasa enti-mamokatra, indrindra ny haratsian’ny lalana. Mila apetraka ireo paikady samihafa hampaharitra ny lalana any amin’ireny toerana ireny. Mitentina 756 996,5 dolara ireo lojy […]
fizahantany ara-tontolo iainana : antoky ny fampandrosoana
Niorina teto Madagasikara ny taona 2014 ny sekoly iraisam-pirenena Vatel, mampiofana manokana mahakasika ny fizahantany sy ny hotely, Business School. Misy hetsika lehibe telo hoentiny hanamarihina izany, ny 20 sy ny 21 septambra 2024 ho avy izao. Hisy fihaonambe iraisam-pirenena mahakasika ny fizahantany ara-tontolo iainana eny amin’ny CCI Ivato. Hotokanana […]




