Mbola vitsy ny orinasa manome lanja ny andraikitra sosialy raisiny eo amin’ny fiarahamonina (RSE) amin’ny tokony ho izy eto Madagasikara. « Mazana ataon’olona fanararaotra izany hanaovana zavatra hafa na koa manao hetsika tsotra hialana amin’ny adidy izay tokony hosahanina amin’ny fanajana ny lalàna sy ny tontolo iainana », hoy ny […]
Auteur/autrice : Adnews
SEforALL : fisarihana ny mpampiasa vola amin’ny angovo madio
Hamafisina ny fampiasam-bolan’ny tsy miankina amin’ny sehatry ny angovo. Tanjon’ny governemanta malagasy ny hampitomboana avo roa heny ny fahazoana angovo madio. Natao, omaly, teto Antananarivo, ny atrikasa nokarakarain’ny Sustainable Energy for All (SEfor ALL), iarahana amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH). Tanjona voasoritra ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) […]
INDRAY MIJERY
Tanterahina amin’ity herinandro ity ny fanadinana Brevet d’études professionnelles (BEP) sy ny Certificat de fin d’apprentissage (CFA) ho an’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Mahatratra 10 625 ireo mpiadina manerana ny Nosy, izay mitsinjara amin’ny foibem-panadinana 89, ka sehatr’asa 30 no hanatanterahina izany fanadinana izany. Hiserana ny varatraza anio […]
Tetikasa Rindra : nampiofana amin’ny fifindran-toerana
Nanomboka ny alatsinainy lasa teo, tamin’ny fomba ofisialy ny fampiofanana mifindra toerana eto amin’ny faritra Analamanga, ao anatin’ny tetikasa “Rindra”. Tohanan’ny USAID sy ny Pnud ity tetikasa ity, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananana asa. “Zava-dehibe ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpitantanana ifotony amin’ny tamberin’andraikitra, ny fahombiazana […]
BEPC-Toamasina: misy voafonja efatra mianadahy
Nilamina ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fanadinam-panjakana faharoa, BEPC, ho an’ny faritra Atsinanana, notanterahin’ireo solontenam-panjakana, raha ny hita tao amin’ny Lycée Jacques Rabemananjara. Ho an’ny faritra Atsinanana manokana izay misy fari-piadidiam-pampianarana miisa fito, mahatratra 17 523 ny isan’ny mpiadina, mitsinjara amin’ny ivontoeram-panadinana 57. Raha ny ao an-drenivohitry ny faritra […]




