Nahatratra 26 ireo tranga fanondranana harena voajanahary hitan’ny Alliance Voahary Gasy teto amin’ny Nosy, tamin’ity taona ity, raha ny fampahafantarana nataon’izy ireo niaraka tamin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana etsy Andrainarivo, omaly. Manodidina ny 5 383 mahery ny sokatra nahondrana tsy ara-dalàna, 48 gidro ary 100 ihany koa ny Baobab nains miala […]
Auteur/autrice : Adnews
Minisitra Andonirina : “Hampiharina ny lalàna”
Niharan’ny herisetra miisa telo ireo mpianala, tao anatin’ny roa volana, araka ny nambaran’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (MEDD), Andonirina Max Fontaine, omaly. ”Tsy eken’ny fanjakana mihitsy izany ary tsy maintsy ampiharina ny lalàna manoloana izany”, hoy izy. Nambarany fa efa mandeha koa ny fanadihadiana momba ny […]
Jeneraly Ravalomanana Richard : “Vonona hatrany hijery ny mahasoa ny vahoaka izahay”
Nasongadin’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, ny fiahian’izy ireo ny eny ifotony. “Ny Antenimierandoholona dia vonona hatrany hiresaka sy hihaino ary hijery izay soa ho an’ny vahoaka amin’ny alalan’ny fiahiana ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana sy ny fanaovana tolo-dalàna”, hoy ny kabary famaranan’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny jeneraly Ravalomanana Richard, ny fivoriana […]
INDRAY MIJERY
Manampy ny olona manan-draharaha sy mitondra marary ao aminy hamantatra ny Sampandraharaha rehetra ao ny hopitaly CHU HJRA. Nanazava ny pejiny fa mifantoka kokoa amin’ny fitsaboana ny aretina mila fandidiana ao amin’izy ireo izany. Efa misoratra mazava rahateo ireo karazana sampandraharaha isaky ny rihana sy ny efitra misy izany. Manomboka […]
Fanadinana BEPC: miisa 299 130 ny mpiadina manerana ny Nosy
Ny taranja Malagasy sy Science de la vie et de la terre no natrehin’ny mpiadina BEPC manerana ny Nosy, omaly tontolo andro. Miisa 299 130 ireo nisoratra anarana manerana ny faritra 23, hiparitaka amin’ny efitrano fanadinana 8 888 izy ireo, voatsinjara amin’ny ivontoeram-panadinana 1 079 isa. Mizara ho sokajy A sy B […]




