Efa mpilalao amina karazana fisarihana Rafalimanana Haja Fetra, saingy tsy mbola nitsikian’ny vintana mihitsy hatramin’izay. Tamin’ity indray mitoraka ity anefa, tsy nampoiziny fa izy no tsara vintana voasarika tamin’ny lalao nataon’ny Yoplait ka nahazo ny fivahinianana any amin’ny Nosy Maorisy. “Tampoka tamiko ny fahazoako ny loka ka faly sahirana aho”, […]
Auteur/autrice : Adnews
Unicef; “Afapo amin’ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana malagasy”
Noraisin’ny filohan’ny Repoblika teny amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra, omaly, ny delegasiona avy amin’ny Filankevi-pitantanan’ny Unicef, notronin’ny solontena maharitry ny Firenena mikambana miasa eto amintsika. Mahafa-po ny Unicef ny fiaraha-miasany amin’ny fanjakana malagasy eo amin’ny sehatra maro: fahasalamana, fanabeazana ary ny fiarovana ny zaza amin’ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro. Marefo ny ankizy manoloana ireo, […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 13 sy ny 14 jolay ho avy izao, eto Antananarivo, ny andro voalohan’ny fifaninanana « Play out PFL », hahafantarana ny ekipa roa mihintsana any amin’ny diviziona faharoa. Raha ny vaovao voaray, hatao ny faran’ny volana jolay kosa ny fifanintsanana nasionaly diviziona faharoa. Hotanterahina ny 6 hatramin’ny 14 jolay ho […]
Rugby à VII – « Africa sevens Men 2024 »: nahazo isa 18 ny Makis de Madagascar
Namoaka ny isa azon’ny ekipa tsirairay avy, omaly, ny Rugby Afrique, taorian’ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny rugby lalaovina olona 7, sokajy sénior, lehilahy, « Africa sevens Men 2024 ». Fihaonana natao tatsy Maorisy, ny 29 sy ny 30 jona lasa teo. Fantatra ary fa nahazo […]
Baolina kitra – «Euro 2024» : hidona amin’i Espagne i Allemagne
Hangotraka ny dingana ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, «Euro 2024». Fihaonana tanterahina any Allemagne. Hifampikatroka eo amin’ny ampahefa-dalana mantsy ny La roja Espagne sy ny Mannschaft Allemagne. Ekipa andrarezina ao Eoropa amin’izao fotoana. Hiendrika famaranana kely ny azy roa tonta ireto. Hanana tombony i Allemagne […]




