Auteur/autrice : Adnews

Nanolan-jaza 16 taona: tratra ilay raikely nahavanon-doza

Niaiky heloka, nosamborina ka notanan’ny zandary atao andrimaso ilay lehilahy nanolan-jaza 16 taona tao Andrafitany, fokontany Antamboho, kaominina Ambalavao, distrikan’Antananarivo Atsimondrano, omaly. Nisy nahatsikaritra ny fihetsika mamoafady nataon’io lehilahy io. Nitaraina rahateo koa ilay ankizivavy niharan’ny fanolanana matetika. Raikeliny ihany no nambarany fa tompon’antoka tamin’ny fanolanana azy. Nanamparan’ireo rangahy io […]

Loza tao an-tsekoly: Ankizy 8 taona maty nianjera

Namoy ny ainy, tra-doza tany an-tsekoly ny ankizivavy valo taona, teny Ambohibao. Nianjera avy eny amin’ny rihana faharoa izy, hoy ny zandary nanontaniana. Nikasa hamonjy fodiana taorian’ny firavana, nian­jera tampoka teny amin’ny rihana faharoa tao amin’ny trano fianarany, ny ankizivavy iray tetsy Am­bohibao, afakomaly. Nifamo­njena teny amin’ny mpitsabo, tsy tana […]