Nandriaka ny ra vokatry ny lozam-pifamoivoizana, tao Ambositra tampon-tanàna, omaly. Maty tsy tra-drano ny lehilahy roa. Olona telo hafa nentina namonjy hopitaly. Tapaka hisatra, namoa-doza ny fiara tsy mataho-dalana iray avy any Andrefantsena, Ambositra, omaly maraina, tamin’ny 8 ora. “Voafaoka ny mpandeha an-tongotra, ny posy nandalo tamin’ny arabe, fiara hafa […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny CGM Analakely, ny « Sokaf’hehy ». Fampisehoana hatsikana, iarahana amin’ireo Malagasy mpanao hatsikana vao misandratra. Misokatra ho an’ny rehetra ny fandraisana anjara sy ny fampisehoana. Tanjon’ny hetsika ny hampiroborobo ny hatsikana, indrindra ny “Stand Up”, eto Madagasikara. Hahazo vahana ny ankizy ao anatin’ny hetsika “Heure […]
« Festival de Cannes 2024 » : handray anjara ny Apaser sy ny RFC
Tanterahina ao amin’ny Palais des festivals ao Cannes, France, nanomboka ny 14 mey hatramin’ny 25 mey 2024, ny « Festival de Cannes », andiany faha-77. Hetsika anisan’ny lehibe indrindra eo amin’ny tontolon’ ny sarimihetsika maneran-tany. Fifaninanana maro, atrikasa, velakevitra sy valandresaka arahina adihevitra, iarahana amin’ireo sangany sy manana ny maha izy azy […]
« Kitantara »: fihaonan’ny mozika sy ny slam
Tafan-javakanto, ketriky ny tanora manan-talenta sy feno aingam-panahy ny « Kitantara ». Aseho an-tsehatra ao amin’ ny Alliance française Antsirabe izany, ny sabotsy 18 mey izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Fifanojoan’ny mozika sy ny slam, hiangalian’ny andriambavilanitra 4 samy manana ny hanitra ho azy izany. Na Hassi, poeta sy mpanao […]
Diso famindra : nopotehin’ny « fanagasiana » ny teny malagasy
Andro vitsy sisa, tafiditra ao anatin’ ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy » i Madagasikara. Vanim-potoana fanarenana ny lesoka. Fampahatsiahivana ny tantara sy fanitsiana ny dia ihany koa anefa. Anisan’ny niteraka ny « Raharaha 13 mey 1972 » ny fanaovana tsinontsinona ny mpianatra malagasy. Tafiditra tao anatin’izany ny fampiasana ny teny malagasy […]




