Auteur/autrice : Adnews

Mila vahaolana maharitra

  Anisan’ny andry telo amin’ny fampandrosoana amin’izao fe-potoam-piasana izao ny fampandrosoana ny maha olona. Aiza ho aiza? Marolafy ny olan’ny vahoaka ifotony, na an-drenivohitra na ambanivohitra. Amin’ny ankapobeny, saika ny fahantrana lalina sy maharitra ary manenika ny maro no antony fototra? Na tsy fandriampahalemana io, ohatra, na tsy fitomboan’ny famokarana […]

TSELATRA

Olona 20 mahery naratra vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Vohiparara, omaly maraina. Taksibo­rosy nitondra mpianatra niala avy any Andranomafana Ifanadiana hihazo an’i Befato no tra-doza tampoka tao Vohiparara. Nentina namonjy ny Hopitalibe CHU Tam­bohobe Fianarantsoa, ireo naratra. Mitohy, araka izany, ny fanadihadiana ataon’ny zandary. Nifanehatra tamin’ny tompon-trano avy nivavaka ireo […]

Fakana an-keriny: jiolahy iray lavon’ny polisy

Avotra soa aman-tsara ny tovovavy iray nalaina an-keriny rehefa nidinan’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Mandritsara. Niafara tamin’ny fifandonana teo amin’ny polisy ireo mpaka an-keriny izany, ny sabotsy alina teo. Ny zoma hariva tamin’ny 6 ora sy 30mn, naharay antso ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Mandritsara fa nalain’ny jiolahy […]

Toamasina : vehivavy voatifitry ny jiolahy teo amin’ny tratrany

Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana indray tao an-drenivohitry ny faritra Atsi­na­nana, ny zoma teo. Nan­dritra ny fotoana nisian’ny fa­mindram-pibaikoana teo amin’ ny zandarimariam-pirenena sy ny Tafika izany. Tsy sakana ho an’ireo jiolahy anefa izany fa vao mainka aza sahin’izy ireo ny nihantsy ny mpitandro filaminana. Fanafihana mitam-piadiana roa be izao no nitranga […]