Nitrangana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona indray tao Ambatomainty, Boroborintany fahadimy, omaly tolakandro. Fiara iray nandeha mafy nidim-pidinana nifatratra tamin’ny fiara iray hafa. Nifandona teo amin’ny lohany ireo fiara roa. Potika tanteraka ireto farany. Ankilany, nisy moto scooter iray taorian’ilay fiara. Tsy nanampo na inona na inona ny mpitondra io kodiaran-droa io. […]
Auteur/autrice : Adnews
Notafihin’ny jiolahy nitam-basy : Polisy roa lahy naratra voatifitra
Nifamaly tifitra tamin’ny jiolahy nitam-piadiana, polisy roa lahy naratra, ny alin’ny sabotsy 11 mey teo tamin’ny 11 ora. Voan’ny bala teo amin’ny tongony ny iray tamin’ireo polisy naratra voatifitry ny jiolahy tao amin’ny fokontany Antsoha, kaominina Morafenobe, ny sabotsy 11 mey. Nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika, nanafika tao amin’ny tanàna iray […]
13 mey 2024
Tir en l’air du 13 Mai 2024
Artisanat : Lean management au service de 600 artisans
Une initiative ambitieuse visant à renforcer les compétences de plus de 600 artisans malgaches dans le cadre d’un programme de “Lean Management”, fruit d’une collaboration entre l’Amélioration Continue par les Employés (ACPE) et le ministère du Tourisme et de l’Artisanat, permettant d’améliorer les processus de production, accroître l’efficacité et stimuler […]




