Voafaritra avokoa ireo paikady vaovao ataon’ny Ofisin’ny harena an-kibon’ny tany nasionaly sy ireo indostria stratejika (Omnis) amin’ny fikarohana sy fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany. Laharam-pahamehana ny fampandrosoana ny toekarena amin’ny alalan’ny fikarohana atao. Notanterahina omaly, teny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny fihaonamben’ny Ofisin’ny harena an-kibon’ny tany nasionaly sy ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
Fahavitan’ny lalana : manamora ny famoaham-bokatra
Hifamezivezen’olona aman-jatony isan-kerinandro, manampy azy ireo amin’ny fitateram-bokatra, ny fahavitan’ny lalana mirefy 10 km mampitohy an’i Mahitsy sy Farahantsana, amin’izao fotoana. Nandray an-tanana ny fanavaozana io lalana io ny orinasa Tozzigreen nanomboka ny taona 2020 teo. Niara-nisalahy tamin’ny fifanomezan-tanana rahateo ny kaominina voakasika, toy ny ao Ambohimasina izay nanome ny […]
Sombim-baovao
Notanterahina nanomboka omaly, teny Ambatobe, ny fifaninanana hazakazaka anaty natiora, “Utop”, andiany faha-15. Mahatratra roa arivo mahery ireo olona nisoratra anarana tamin’izany, ka teratany vahiny avokoa ny 250 amin’izy ireo. Norombahin-dRandriambololomanana Tsiaro, Malagasy mpitsara, ny amboaran’ny “Arbitre le plus prometteur” nandritra ny “Cosafa Award”, ny taona 2023, izay natao tany […]
Fifidianana depiote Toamasina I : samy nentina am-bavaka ny propagandy
Mandeha ny fampielezan-kevitra. Samy manao izay paikady enti-mandresy lahatra ny mpifidy ny rehetra. Ho an’i Toamasina I, fotoam-pivavahana no nanombohana izany. Efa naneho tamin’ny fomba maivamaivana ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra ireo kandidà efatra amin’ireo dimy mifaninana eto Toamasina I. Tsy mbola tazana kosa ny kandidà iray fahadimy na mbola eo am-pandrafetana […]
Fampandrosoana firenena : Ilaina fantatra ny asa hatao aorian’ ny fianarana
Nanome torohevitra sy fahalalana bebe kokoa ho an’ny mpianatra ny ONG sy ny sekoly tsy miankina iray eto an-dRenivohitra, omaly, tetsy Antaninarenina. Nisitraka izany ireo mpianatra taona voalohany eo anivon’ny Intsitut Universitaire de Madagascar (IUM). Izy ireo izay manaraka ny lalam-piofanana fitantanana sy tontolon’ny varotra. Tanjona ny hanovana toe-tsaina eo […]




