Misy birao manokana mandray ny fitarainana mikasika ny hetran-trano eny amin’ny boriboritany enina eto Antananarivo Renivohitra (CUA). Nilaza i Raharison Jaona, tompon’andraikitry ny vola ao amin’ny CUA, fa “anarivony ny fitarainana voaray ary efa novalian’ny Ben’ny Tanàna tsirairay avokoa. Andoavana hetra daholo ireo trano rehetra miorina eto Antananarivo araka ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fandaharanasa Fihariana: miisa 187.000 ny asa niforona
Anisan’ny vahaolana amin’ny tsy fisian’ny asa ny fandaharanasa Fihariana, napetraky ny fanjakana, nanomboka ny taona 2019. Misandrahaka amin’ny sehatra maro ireo mpandraharaha madinika nisitraka azy, ary voalohany amin’izany ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Natsangan’ny filoha Rajoelina, ny taona 2019, entina hanohanana ara-bola sy ara-teknika ny […]
Esum sy ny Nim: manohana ny tanora te hanohy fianarana
Natao sonia, ny herinandro teo, ny fiaraha-miasa eo amin’ny sekoly ambony tsy miankina Esum etsy Andavamamba sy ny banky “Nouvelle institution de microfinance – Nim”. Miompana aamin’ny fanampiana ireo mpianatra sy ireo ray aman-drenin’ny mpianatra mbola te hanohy fianarana amin’ny ambaratonga ambony nefa tsy afaka manao izany intsony izao fiaraha-miasa […]
YLTP: nampiseho ny fahaizana mitarika
Nanokatra varavarana ho an’ireo tanora malagasy ny Fondation Friedrich- Ebert- Stiftung (FES) eto Madagasikara sy ny YLTP (Youth Leadership Training Program). Hetsika natao tetsy amin’ny Cercle des cheminots Soarano, omaly, nanomboka tamin’ny 8 ora sasany maraina hatramin’ny 05 ora hariva. Nahafahan’ireo tanora marobe nampiseho ny fahaizany mitarika sy nifandray tamin’ireo […]
FIZATO: nampihaona ny mpanao politika
Ambohi-pihaonan’ny mpanao politika zanaky ny faritanin’i Toamasina, ahitana ny faritra telo, Alaotra Mangoro, Atsinanana ary Analanjirofo ny teny Ivato, ny alahady teo. Fivoriambe notarihin’ny mpitarika ny Fikambanan’ny zanaky ny faritanin’ i Toamasina (Fizato). Naneho ny maharary azy ireo solontenan’ny mpiasa miisa 106 eo anivon’ny oniversiten’ i Barikadimy. “Efa ho 20 […]