Naratra mafy ny mpivady tompona trano fivarotana iray nandritra ny fanafihan-jiolahy tao Ambohinaorina, fokontany Manakambahiny, kaominina ambanivohitr’Anosiala, distrikan’Ambohidratrimo, afakomaly tamin’ny 11 ora alina. Nosokirin’ireo jiolahy tamin’ny baraminina ny varavarana, tamin’io alina io, ka tafiditra tao an-trano ry zalahy. Tsy nisy resaka fa daroka avy hatrany no nahazo azy mivady tompon-trano […]
Auteur/autrice : Adnews
Toliara: Jiolahy maty voatifitra
Jiolahy raindahiny iray lavon’ny balan’ny polisin’ny UIR tao amin’ny fokontany Ankatsaky, Toliara, omaly maraina. Nanakana Cyclo-pousse ireo olon-dratsy. Ilay mpitandro filaminana nanao fanamiana sivily nefa nitaingina an’io fitaovam-pitaterana io. Nanambana azy sy nikasa handroba ireo jiolahy. Namoaka ny fitaovam-piadiana teny aminy avy hatrany ilay polisy. Raikitra ny fifampitifirana. Nitsoaka nandositra […]
Avy niandry faty: lehilahy noleran’ny namany antsy
Namoy ny ainy voatsatok’ antsy ny lehilahy iray avy niandry faty niaraka tamin’ny namany tao Fenoarivobe. Voasambotra ny nahavanon-doza Namoy ny ainy notsatohan’ny namany roa lahy antsy ny lehilahy iray 30 taona tao Ankotrabe, kaominina Fenoarivobe, ny alin’ny 29 avrily teo. Nisy fahoriana tao amin’io tanàna io ka niandry faty […]
03 mey 2024
Internet fixe et mobile: Madagascar se distingue par sa vitesse
La vitesse de l’internet à Madagascar est largement supérieure par rapport à d’autres pays d’Afrique comme le Kenya ou l’Egypte, d’après les baromètres des connexions Internet fixes et mobiles à Madagascar effectués par le nPerf Speed Test. Le score nPerf prend en compte les mesures des débits et de latence, […]




