Auteur/autrice : Adnews

Une belle victoire

Le président de la République déclare la guerre aux réseaux mafieux à l’origine de l’accaparement illicite de terrain à Madagascar. Pour illustrer cet engagement de l’Etat, 174 ha de terres ont été restitués à des habitants d’Ambala­manasy Toamasina. L’opinion a bien accueilli cette nouvelle d’autant plus que les litiges fonciers […]

Cross country – Mada 2024: tompondaka i Elysé sy Ralisy

sdsdsdTontosa tany Am­batondrazaka, ny sabotsy 9 marsa lasa teo, ny fifaninanam-pirenena, “Cross Country”, ta­ranja atletisma. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasi­kara teo amin’ny sokajy “senior”, lehilahy, Rakoton­drainy Heriniaina Elysé, avy amin’ny Cosfa. Tontosany tao anatin’ny 31 mn 04 s 2/100 ny halavirana 10 km. Mbola mpihazakazaka avy amin’ny miaramila ny faharoa, Rambe­lo­son […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina manomboka ny alahady 17 marsa ho avy izao, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanam-pirenena «Top 12», taranja Rugby. Tokony ho natao ny afakomaly teo moa izy ity saingy nisy ireo klioba nangataka ny nampihemorana azy noho ny tsy fahavononany. Nifarana ny 10 marsa lasa teo ny fifaninanana Afrikanina […]

Moto – «4 Heures Honda» : nanjakan’i Mathias sy i Lucas

Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Ambohidratrimo, ny fifaninanana “4 Heures Honda” eo amin’ ny taranja Moto. Nanjakan’i Mathias Plantive, Malagasy mpilalao sy Lucas Robert, Renioney mpilalao, tanteraka ny fifanin­tsanana. Nitondra ny Moto KTM 450 SX izy mirahalahy nandritra ny lalao. Mitana ny laharana faharoa kosa i Pascal Dorseuil, […]