Nampiofanina ireo polisy monisipaly 50 hifehy ny fitandroana ny filaminana ao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, ho an’ny fifaninanana baolina kitra lehibe sy hetsika goavana. Naharitra 3 andro ny fiofanana natao teny Anosipatrana. Nomena maripankasitrahana ireo mpiofana. Hiezaka hiditra anaty kaoperativa ny taxi-moto mba hampanan-kery tsara ny fijoroan’izy ireo ara-dalàna. Rafitra […]
Auteur/autrice : Adnews
Ambohijanaka: Zana-kazo 1 500 novolen’ny Amerikanina
Namboly hazo teny Ambohijanaka ny ekipan’ny masoivoho amerikanina, tamin’ity herinandro ity. Zana-kazo zanatany miisa 1 500 no nambolena, fanampin’ireo hazo 2 000 efa nambolena tao anatin’ny roa taona lasa. “Mamafy ny voan’ny fiovana sady mametraka lova tsara ho an’ny taranaka isika amin’ny hetsika tsotra toy izao fambolen-kazo izao. Sady manamaivana ny fiantraikan’ny […]
Caravane « Sarobidy ny aiko »: Fiarabe 13 hitondra tolotra fahasalamana ho an’ny distrika efatra
13 ny fiarabe nanainga omaly, misy fitaovam-pitsaboana, fitarafana any fanafody marobe miaraka amin’ny mpitsabo sy spécialiste samihafa, hanome tolotra fahasalamana manana kalitao ho an’ny vahoaka amin’ny faritra telo. Andiany voalohany ny “caravane médicale Sarobidy ny aiko” ho an’ity taona ity ary hetsika manokana fanao isaky ny 8 marsa hanamarihina ny […]
TARATRY ny KANTO
« Namana sy mozika » etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Fiarahana an-tsehatra eo amin’ireo tanora mpanakanto, mpihira sy mpitendry, izy ity, anio, manomboka amin’ny 3 ora. Hamerina ny hiran-dry Bruno Mars, Mahaleo, Goldman, Kiaka, Coldplay, Nanie, Jazon Miraz, Tarika ‘Zay, Tina Turner, Eric Manana, sns, izy ireo. Amin’ny fomba hanaovan’izy ireo azy. Apost, […]
Ady amin’ny piraty: Kapila hosoka miisa 16 447 nodorana
Eny, mbola misy ny mpampiasa ny kapila mangirana. Mazava loatra fa mbola maro koa ny mpanao piraty, araka izany. Porofon’izany, nisy ny fandorana kapila hosoka miisa 16 447, izay nataon’ny Brigady manokana misahana ny ady amin’ny piraty na ny BAP, ny alarobia teo, teny Andohatapenaka. Kapila nogiazana nandritra ny taona […]




