Selon le service de la météo sur son site hier, la Direction générale de la météorologie (DGM) a mené une opération pluie provoquée avec la Jirama depuis mercredi jusqu’à ce jour à Andekaleka, Tsiazompaniry et Mantasoa. Les conditions atmosphériques préalables ont été réunies sur les lieux, facilitant la réalisation de […]
Auteur/autrice : Adnews
CUA – Impôt foncier : un abattement fiscal pour 66% des propriétés bâties
Le Directeur de la bonne gouvernance et de la lutte contre la corruption de la CUA, Andry Ramilijaona a fait savoir que 194.777 biens immobiliers sont actuellement recensés dans la municipalité d’Antananarivo. Lors d’une conférence de presse relative à l’Impôt foncier sur la propriété bâtie (IFPB), hier à l’Hôtel de […]
« Mondial 2022 »: mpanara-maso 200 000 karamain’i Qatar
Amin’izao fandraisan’ny Qatar ny lalao lehibe iraisam-pirenena na ny « Mondial 2022 » izao, namoaka fepetra maro tao anaty tambajotran-tserasera izy ireo, omaly. Hampiatra lalàna miisa 10 ny Qatariana mandritran’ny fivahinian’ireo olona any amin’izy ireo, ka isan’izany ny fanakaramana ireo mpanara maso miisa roa hetsy, izay handrindra ny mpivahiny sy ny mponina. […]
Kitra vehivavy – “Mada 2022”: ekipa 23 hiady izay ho lohany
Hanomboka amin’ny asabotsy 19 novambra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny baolina kitra vehivavy. Miisa 23 ireo ekipa handray anjara sy hiady izay ho lohany amin’izany. Nozaraina ao anaty vondrona efatra izy ireo ka hampiantrano ny sokajy “A”, Diana. Any Alaotra Mangoro kosa ny sokajy “B” raha any Amoron’i […]
Echec: tompondakan’i Eoropa Razafindratsima Timothé
Manga indray ny lanitra teo amin’ny taranja lalaon-tsaina Echec, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa ho an’ny tanora, latsaky ny 16 taona, taona 2022. Fifaninanana natao tany Torkia, ny 5 hatramin’ny 14 novambra 2022. Voahosotra ho tompondaka an’i Eoropa ny mpilalao malagasy, Razafindratsima Timothé. Anisan’ny nisongadina indrindra tamin’ireo mpilalao miisa […]