Mahazo vahana indray, tato ho ato, ny fitsaram-bahoaka ao amin’ny faritra Atsinanana. Ny alatsinainy 15 janoary 2024 teo, telo lahy matin’ny fitsaram-bahoaka tamin’iny lalam-pirenena faha-11A iny. Omaly, jiolahy iray indray no niharan’izany tao Tanambao Verrerie Toamasina, raha roa hafa naratra mafy tao Ankirihiry. Avotra izy roa lahy ireto satria haingana […]
Auteur/autrice : Adnews
Antanetibe Mahazaza : mpamaky fasana lavon’ny zandary
Lavon’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Mahitsy, omaly, ny roa tamin’ireo efa-dahy nangalatra taolam-paty. Efa-dahy niloloha gony no nifanehatra tamin’ireo zandary mpanao fisafoana tao Ambohidranomanga, kaominina Antanetibe Mahazaza. Nirifitra nitsoaka avy hatrany izy ireo rehefa nanaraka ny zandary. Nitsoaka niaraka tamin’ny gonibe ireto farany saingy tsy namelan’ny zandary fa tsy […]
Ambohibao-Ambohidratrimo: loham-behivavy tao anaty dabam-pako
Zava-doza! Nisy nanary tao anaty dabam-pako, teny Morondava Antehiroka, ny loham-behivavy iray. Nahitana karandohan’olona hafa koa teny Soamananety. Samy etsy amin’ny distrikan’Ambohidratrimo ireo. Loham-behivavy iray hita tao anaty daba fanariam-pako, tao amin’ny fokontany Morondava, kaominina Ambohibao Antehiroka, omaly. Olona sendra nandalo no nahatsikaritra ny fisian-javatra hafahafa. Rehefa nojeren’izy ireo, lohan’olona […]




