Accouchement difficile ! Annoncée en milieu d’après-midi, la composition du gouvernement sera finalement connue ce dimanche. Plus d’une semaine après la nomination du Premier ministre Christian Ntsay, la formation du nouveau gouvernement, se fait attendre. Aux dernières nouvelles, la présidence de la République a fait savoir que la liste des membres […]
Auteur/autrice : Adnews
Prespective Décembre 2023
Cliquez sur l’image pour télécharger
Fifaninanam-pirenena : niova anarana ny “Orange Pro League”
Fantatra ny alarobia lasa teo, tao anaty tambajotran-tserasera, fa niova ho “Pureplay Foot-ball League” (PFL) ny anaran’ilay fifaninanam-pirenena “Orange Pro League” (OPL). “Ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) nanova ny anaran’ity fifaninanana ity fa tsy ny CFEM”, hoy Rakotoarimanana Henintsoa na i Tôta, filohan’ny Club foot-ball elite de Madagascar […]
SOMBIM-BAOVAO
Tafiditra ao anatin’ny vehivavy 100 voalohany mitondra aingam-panahy, nosafidin’ny MMFLP (Mouvement mondial des femmes leaders panafricaines), i Hajanirina Harisoa Muriel. Vehivavy, Malagasy mpilalao basikety, ao anatin’ny ekipam-pirenena Ankoay izy ary nahazo vokatra tsara tamin’iny taona 2023 iny. Notanterahina nanomboka ny alarobia lasa teo, tany Namibie, ny fifaninanana « ITF Junior Africa », […]
Judo : nahazo 3è Dan ny maitre Harry Brandon
Ho fankasitrahana ny zava-bitan’ny maitre Harry Brandon tamin’ny Judo malagasy, notoloran’ny federasiona malagasin’ ny Judo mari-pankasitrahana sy nomena ny grady 3è Dan izy. Handao an’i Madagasikara tanteraka izy rehefa nahavita be teo amin’ity taranja ity. Niasa teto Madagasikara, nandritra ny taona maro, ny maitre Harry Brandon Kindelberger, nanangana ny klioban’ny […]




