Olona roa atao andrimaso eny anivon’ny zandarimaria eny Fiadanana, taorian’ny ady tany niseho teny Isahafa, Anosy Avaratra, ny sabotsy 30 desambra teo. Tale eo anivon’ny minisiteran’ny FanaÂjariana ny tany ny iray. VoaÂsaringotra miaraka aminy ny tomponandraikitra ao anatin’ ny antoko politika TGV. NaÂnao fihetsiketsehana ny fokonolona tao Isahafa momba ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Anjozorobe; dahalo raindahiny maty voatifitra
Dahalo nanao fanamiana miaramila maty voatifitry ny zandary tao amin’ny tanĂ nan’Ambodiakondro, kaominina Ambohibary Vohilena, distrikan’Anjozorobe, afakomaly. Niafina tsy lavitra io toerana io ilay olon-dratsy, araka ny angom-baovao azon’ny mpitandro filaminana. Nidina ifotony nanamarina izany ny zandary telo lahy sy miaramila roa. Teny am-pisamborana azy, nokasain’ny manampahefana entina hihazo ny birao […]
02 janoary 2024
Tir en l’air du 02 janvier 2024
Perspective 2024: Madagascar accueillera quatre compétitions continentales
L’annĂ©e sportive 2024 sera particulièrement riche Ă Madagascar. La Grande Ă®le organisera quatre joutes internationales. L’objectif Ă©tant de rĂ©ussir aussi bien dans le jeu que dans l’organisation. Les Jeux olympiques de Paris, du 26 juillet au 11 aoĂ»t et les Jeux africains d’Accra (Ghana) du 8 au 23 mars, feront […]




