Ao anatin’ny fiofanana mikasika ny fiarovana ny tontolo iainana sy ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy sy ny ankizivavy ny eo anivon’ny Centre Arrupe Madagascar, amin’izao fotoana izao. Fiofanana mandritra ny hefarana izay hifarana ny 23 novambra 2022 izao, tanterahina eny amin’ny Village Aina Benasandratra. Tanora 49 anatina fikambanana maro […]
Auteur/autrice : Adnews
Faritra Androy: voaaro ireo zaza varira 7 mianadahy
Tato ho ato, tsy nisy intsony ny trangana fangalarana zaza varira ato amin’ny faritra Androy, hoy ny kaomandin’ny zandarimaria Androy, Ny kolonely, Rakotovao Hygin. Fito mianadahy ireo zaza varira miparitana eny amin’ny fokontany indrindra somary ambanivohitra. Efa voaaro izy ireo amin’izao fotoana raha ny fanazavana satria efa mafy orina ny […]
Faritra Androy: nihena ny ankizy mandao sekoly mandritra ny maitsoahitra
Nandritra ny fizarana ny « Toseke Vonje Aigne » tao amin’ny distrikan’i Beraketa, faritra Androy ny zoma teo no nahafantarana fa efa manomboka miarina ny fiainan’ny mponina ao an-toerana. Afaka miatrika ny fotoan’ny maitsoahitra ny mponina, mividy sakafo sy mampiana-janaka mandritra ny fotoana mahamafy ny mosary sy ny haintany. Vokany, nihena ny […]
« Bazar de Noél 2022 » : hanangonana tahiry ho an’ny tetikasa
Ny faran’ny herinandro teo ny « Wednesday Morning Group » na WMG nanatanteraka ny « Bazar de Noel 2022 » tao amin’ny Carlton. Teny filamatra ny hoe « Mieritreritra ny hafa izahay ». Anisan’ny mpikambana ao amin’ny WMG ny banky BNI nanamafy ny fanohanany ny hafa. Nanambatra ny heriny ireo vehivavy mpikambana nanangona tahiry hanatanterahana tetikasa. Toekarena tsara […]
Fanavaozana ny fananan-tany: miisa 679.969 ny titra, 472.322 ny kara-tany vita
Isan’ny fanavaozana, nanafainganana ny fahazoan’ny Malagasy taratasin-tany ny nametrahana ny kara-tany. Na izany aza, mbola maro ny ezaka natao satria ny 20%-n’ny tany eto amintsika ihany no vita titra sy kara-tany amin’izao taona 2022 izao, taorian’izay 17 taona nanavaozana azy izay. Nanomboka ny taona 2005 ny nanavaozana ny lalàna mikasika […]