Mahatratra 827 300t ny simenitra namidy teny an-tsena nandritra ny enim-bolana voalohan’ny taona 2023, izay mitentina hatrany amin’ny 299,6 miliara Ar. Nahitam-piakarany 84 300t ny vokatra nafarana raha oharina tamin’ny taon-dasa, izay manodidina ny 743 000t ka mitetina 271,4 miliara Ar. Mitohy hatrany ny tetikasa hazavao ny elakela-trano ataon’ny orinasa Jirama. […]
Auteur/autrice : Adnews
Madagasikara : lohalaharana amin’ny fanondranana vokatra bio
Tafakatra hatrany amin’ny 5 800t ny vokatra bio naondran’i Madagasikara ny taona 2020, raha toa ka 800t monja izany ny taona 2009. Anisan’ireo firenena mpanondrana vokatra bio betsaka indrindra maneran-tany ny firenena malagasy. Manodidina ny 35% amin’ireo vokatra naondrana ny kakao, legioma 20%, voankazo ny 12%, hanitra fanao amin’ny sakafo […]
Tahirimbolam-panjakana : tafapetraka ny tondrozotra « Schéma directeur des réformes »
Natolotra teo anivon’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola ny tondrozotra « Schéma directeur des reformes », hitantanana ny tahirimbolam-panjakana mandritra ny dimy taona. Narafitra ao anatin’ny « Schéma directeur des réformes » (SDR) ireo paikady sy fanavaozana rehetra hampandrosoana ny tahirimbolam-panjakana mahomby ka handraisana anjara feno amin’ny fitomboan’ny fiharian-karena. Entina hitantanana ny tahirimbolam-panjakana ao […]
INDRAY MIJERY
Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny LTP Toamasina sy ny Campus La Châtaigneraie Coopération Normandie, nisitraka fampitaovana toy ny “outillages” sy “chambre froide” ny LTP Toamasina. Noraisan’ny talem-paritry ny ETFP Atsinanana, Solofomanana Jimmy, izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ao amin’ny faritra. Haharitra enina andro, […]
Madagasikara : 79 000 ny sary mamoafady miparitaka
Anisan’ny firenena mandefa sary mamoafady betsaka indrindra maneran-tany ny eto amintsika. Mitombo ny trangana herisetra sy fanararaotana ara-nofo mihatra amin’ny ankizy eto Madagasikara. Noho ny tsy fahaizana mampiasa internet, raha ny fanadihadiana nataon’ny Ecpat France. Mahatratra hatramin’ny 80 000 000 ny sary mamoafady miparitaka maneran-tany. 79 000 kosa ny sary […]




