Auteur/autrice : Adnews

SAF-FJKM-BNGRC : nofanina hanamory drone ireo teknisianina

Miantsehatra amin’ny fitantanana ny loza voajanahary ny teknisianina ao amin’ny Saf/FJKM. Nofanina mahakasika ny fanamoriana drone izy ireo hanatsarana ny fomba fiasa. Hanatsara sy hanafaingana ny asa famonjena, ny fanangonana antontam-baovao marina ary ny fandrafetana an-tsaritany ireo faritra mety ho tra-doza ny fampiasana drone. Hanamora ny famonjena tokony hatao amin’ireo […]

Antananarivo Renivohitra : hitombo avo 2 heny ny fiara mifamezivezy

Ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona, misomebiseby sy mifanaretsaka ny olona ao Analakely. Nilaza ny avy amin’ny Société municipale de gestion digitale (SMGD) fa mitombo avo roa heny ny olona mifamezivezy eto Antananarivo. Toraka izany koa ireo fiara hifamoivoy. Miakatra miantsena, maka entana, ny avy any amin’ny faritra sy ireo avy […]

Torolalana sy torohay : Ivontoeram-panofanana 18 no manana mpanolotsaina

Natao hamaly ireo filana momba ny torolalana sy ny torohay eo amin’ny lafiny fampianarana sy mifanaraka amin’ny lalàna mifehy ny rafi-pampianarana malagasy (LOSEM) ny fanofanana ny lehiben’ny Sampandraharaha momba ny information sy ny orientation (SIO). Amin’izao fotoana izao, ivontoeram-panofanana 18 amin’ny 145 ihany no manana mpanolotsaina mo­mba ny information sy […]

FANTINA sy FINTINA

Voatendry ho lehiben’ny mariboninahi-pirenena ny Jly Ranjeva Marcel, araka ny tapaka teo anivon’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly. Efa minisitry ny fiarovana, fony fitondrana Ratsiraka ary minisitry ny Raharaham-bahiny, tamin’ny fitondrana Ravalo­manana izy. Niarahaba ny fahavitan’ny fifidianana ny Japoney, tamin’ny alalan’ny mpitondra tenin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, i Maki Kobayashi. Nizotra tamim-pilaminana izany […]

Fifidianana ny ho filoha lefitry ny Antenimiera : Depiote 74 amin’ireo 132 no nifidy an-dRaholdina Naivo

Notanterahina omaly, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny fifidianana ny ho filoha lefitry ny Antenimierampirenena, ho an’ny faritanin’Antana­narivo. Voafidy tamin’izany ny solombavambahoaka, Rahol­dina Naivo, tamin’ny isam-bato 74 amin’ireo depiote miisa 132, nifidy. Nifaninana taminy tamin’izany ny depiote voafidy tany Antanifotsy, Rafidi­manana Narson. Na­hazo vato miisa 58 amin’ireo solombavambahoaka 132 ny tenany […]