Mitoetra mandrakizay ny lazany. Saingy tiana hampahafantarina bebe kokoa Rakoto Frah, ka izay no himasoan’ireo mandrafitra ny tarika Rakoto Frah Junior amin’izao fotoana izao. “Ho antsika izay manana ny sarin-dRakoto Frah, mba miangavy fiaraha-miasa aminareo izahay”. Hafatra mipetraka ao amin’ny pejy Facebook, an’ny tarika Rakoto Frah Junior io. Miantso fiaraha-miasa […]
Auteur/autrice : Adnews
Fihariana tsy manara-dalàna : mibahan-toerana voalohany ny karazam-barotra
Nahazo vahana am-polo taona maro ny sehatra ara-toekarena tsy manara-dalàna eto Madagasikara. Raha tsorina ny famaritana azy dia tsy misoratra any amin’ny fanjakana. Mibahan-toerana voalohany amin’ izany ny karazam-barotra rehetra. Manome asa betsaka sy fidirim-bolan’ ny olona ny sehatra tsy ara-dalàna eto Madagasikara, indrindra ny varotra. Araka ny famaritan’ny Institut […]
VAOVAO TAMBATRA
Manodidina ny 88,86 dolara ny vidin-tsolika iray barila, omaly 26 oktobra. Nihena io vidiny io raha oharina ny herinandro lasa, satria efa tafakatra 92,88 dolara tamin’ny 19 oktobra. Tamin’ny iray volana lasa, ny 18 septambra kosa no ambony indrindra, nahatratra 94, 54 dolara. Hankalazaina isaky ny 27 oktobra ny Andro […]
Fadintseranana : misokatra daholo ny birao manerana ny Nosy
Namoaka fanambarana ny fitantanana foibe ny fadintseranana (DGD) eto Madagasikara, omaly 25 oktobra. Ampahafantarina ny besinimaro sady manamafy fa misokatra tsy ankiato amin’ny andro sy ora fiasana mahazatra ny birao rehetra manerana ny Nosy. Tsiahivina fa nisy ny fe-potoana nomen’ny sendikàn’ny mpiasan’ny fadintseranana 72 ora, mitaky hifandinika an-databatra boribory ireo mpanao politika hitady […]
Vilam-bava!
Mampametra-panotaniana tanteraka ny foto-pisainana ataon’ny mpanao politika sasany. Ilay tsy lojika no zary lojikam-piainana eto Madagasikara. Ny marina havadika ho diso, ny mahitsy no lazaina fa mibiloka. Ny mpitarika aza toa mpitari-bato vilam-bava. Mivoy sy mitaky fampiharana lalàna, saingy mandika lalàna mibaribary. Tena manao fanahy iniana, sanatria manao fifampihantsiana. Mazava […]




