Azon’ny orinasa Ravinala Airports, ny 17 oktobra 2023 teo, tany Istanbul Torkia, ny loka Rising Star, nandritra ny hetsika “World Routes”. Tanteraka izany vokatry ny ezaka nataon’ny ekipan’ny fitantanana ara-barotra sy ny tsena ao amin’ity orinasa ity, tarihin’ny lehiben’ny departemanta misahana ny asan’ny fifamoivoizana ana habakabaka, tarihin-dRtoa Rakotozafy Tatamo. Nanampy […]
Auteur/autrice : Adnews
Mitovy fa tsy sahala
Zava-dehibe ny fahitana ireo mpitandro filaminana niditra an-tsehatra mialoha, nisoroka izay mety ho fifandonan’ny samy vahoaka nanao fihetsiketsehana. Raha maty henjika ny zandarimariam-pirenena nandritra ny herinandro vitsy, nahazo dera sy fankasitrahana tamin’ny mpanohana ireo fiombonamben’ny kandidà kosa omaly. Vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ary miverina amin’ny vahoaka ny teny niverimberina. […]
Fitaterana : fanabeazana ho an’ny mpitatitra
Fanaon’ny Vondron’ny mpitatitra GPM, isaky ny volana oktobra toy izao, ny manamafy ny fanentanana ny mpitatitra sy ny mpampiasa lalana. Tanjona ny hitandreman’ny mpisehatra rehetra, mba hisorohana ny lozam-pifamoivozana. Manao hetsika manokana, ho fanentanana sy fanabeazana ny mpisehatra amin’ny fitaterana sy ny mpampiasa lalana ny Vondron’ny mpitatitra eto Madagasikara (GPM), […]
Ambato Boeny : dahalo raindahiny maty voatifitra
Maty nandritra ny fifandonana tamin’ny zandary ny dahalo raindahiny iray tao amin’ny fokontany Ampasitapaka, kaominina Anjiajia, distrikan’Ambato Boeny, ny alatsinainy 16 oktobra teo. Naka omby tao amin’io tanàna io ireo olon-dratsy maromaro ary nivimbina fitaovam-piadiana. Raikitra anefa ny fanarahan-dia nataon’ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana rehefa lasa ny omby. Nosakanana […]
TSELATRA
Dahalo iray tamin’ireo folo lahy nanafika tao amin’ny fokontany Andaro, Isoanala, maty voatifitry ny mpitandro filaminana afakomaly tamin’ny 11 ora alina. Nikasa hanafika tokantrano iray tao amin’io tanàna io ireo olon-dratsy no naharay antso ny mpitandro filaminana. Raikitra ny fifandonana ka lavo ny iray tamin’ny dahalo. Mpangarom-paosy iray nanararaotra nanao […]




