Auteur/autrice : Adnews

Prévisible

Deuxième semaine de campagne électorale pour ceux qui veulent aller aux élections, deuxième semaine de marche pour d’autres, plus précisément pour le collectif qui a choisi son propre chemin, la rue. L’évolution de la situation de ces derniers temps, a pourtant montré que la population veut des élections et que […]

Parlement : session ordinaire sur fond de campagne électorale

Les deux chambres débutent leur deuxième session ordinaire, en pleine campagne électorale. Déjà, on s’attend à un fort taux d’absentéisme étant donné que la plupart des députés battent la campagne électorale avec leurs candidats. La deuxième session or­di­naire se déroule dans une atmosphère particulière, en même temps que la campagne […]

Faha-25 taonan’ny Radio Feon’Imerina : nifanakaiky ny mpihaino, ny mpiasa ary ireo mpanakanto

25 taona nampintana ny kanto, ny kolontsaina, ny vaovao ary ny soatoavina lalainy ny onjampeo Feon’Imerina. Nandritra izay 25 taona izay, nanana ny mpanaraka sy mpankafy azy ny radio. Tao­rian’ny fampisehoana fanokafana tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, nitohy tamin’ny fitsangantsanganana lehibe indray ny fankalazana, ny sa­botsy lasa teo. Nifamotoana teny amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Mampiranty any Grenoble i TangalaMamy. “Nour­rir demain” ny lohahevitry ny saripika hataon’ity mpaka sary matihanina ity, ao amin’ny oniversiten’i Gre­noble, manomboka anio. Saripika maneho ny fambolena, ny sakafo sy ny olombelona ireo nosafidian’i Tanga­la Mamy haranty, hatramin’ny 20 oktobra ho avy izao. Ho avy any Antsiranana ny Logos Hope. Ilay […]

Haisoratra : Havàtsa Upem, 71 taona nanavàtsa

Hotanterahina ny 24 hatramin’ny 28 oktobra 2023, ao amin’ny efitrano Dox, eny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny «herinandron’ny Havàtsa UPEM- 2023», hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-71 taonan’ity fikambanana ivondronan’ny Malagasy mpanoratra sy poeta ity. Antsan-tononkalo, fifampizarana traikefa sy fahaiza-manao, varotra sy fampirantiana. Ireo no ho hita eny an-toerana mandritra […]