Nampahafantarina nandritra ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zatovovavy ny « applications » efatra avy amin’ny tetikasan’ny tovovavy 18-30 taona taorian’ny fiofanana nomen’ny Unesco sy ny Orange Digital Center amin’ny hetsika « Youth mobile ». Manome vahaolana mikirakira ny teknolojia vaovao ahatrarana ny tanjon’ny fampandrosoana lovain-jafy ny tetikasa. Nandritra […]
Auteur/autrice : Adnews
Maina ny andro, ritra ny rano: vidiana 1 500 Ar ny rano iray bidon 20 litatra
Mijaly rano Antananarivo. Vidiana hatrany amin’ny 1 500 Ar ny rano iray bidon mavo. Ny andro mafana dia mafana kanefa ny rano tsy misy. Fahoriana ity! Tsy misy tsy mitaraina amin’ny fahatapahan’ny rano ny tanàna maro eto Antananarivo sy ny manodidina, indrindra ireo amin’ny faritra ambony toerana. Efa ho iray […]
TARATRY ny KANTO
“Festival Madajazzcar”. Hanamarika ny takarivan’ny anio, ny fampisehoana maro samihafa, ao anatin’ny « Festival International Madajazzcar » andiany faha-34. Anisan’izany ny eny amin’ny Fara West Faravohitra, iarahana amin’ny Zara Rajaona& Band, sy ny eny amin’ny Aérovillage Talatamaty, iarahana amin’i Solo Andrianasolo Quartet. Tselonina etsy amin’ny Piment Café. Volana vitsivitsy lasa izay no […]
“Jôkôsô – Festival du Rire »: nizara ny fahaiza-manaony ny mpanao hatsikana matihanina
Tontosa, omaly, teny amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola ny atrikasa sy fifampizarana tamin’i Fafa sy Océane Vonwertas, mpanao hatsikana avy ao La Réunion. Andro faharoa amin’ny «Jôkôsô – Festival du Rire » ity notanterahina omaly ity. Ankoatra ny fifampizarana sy atrikasa, nisy ihany koa ny fampisehoana niarahana tamin’ireo mpanao hatsikana […]
Nanao fanambarana ihany koa…: tsy mankasitraka ny herisetra ireo mpanakanto
“Foloalindahy frère-nay, aza tifirina izahay”, “Tsy mifandratra ny samy Malagasy”, “Malagasy tsy manao herisetra”, “Stop herisetra”, sns. Santioanany amin’ireo soratra narantin’ireo mpanakanto nanao fanambarana ireo. «What’s up», hiran’i 4 Non Blondes, malaza eran-tany. “Ity hira ity dia nadikan’Andriamatoa Ravalomanana Richard tamin’ny teny malagasy. Nitondra hery ho ahy ka indramiko ary […]




