Auteur/autrice : Adnews

Raharaha politika : nofoanana ilay « couvre feu »

Ora vitsy taorian’ny namoahan’ny prefektiora fa tsy azo ivezivezena amin’ny alina eto Antananarivo dia nofoanana indray izany. Homena ny Colesium, Antsonjombe ny mpanao fihetsiketsehana. Mihazakazaka ny raharaham-pirenena. Mihenjan-droa ny tady amin’ny ankolafin-kery politika. Andaniny, mikiry ny hanao tatitra eny amin’ny Kianjan’ny 13 mai, anio, ny solombavambahoaka. Tsy manaiky ny fanomezan-dalana […]