Manomboka mipetraka ny fahatokisana ny Malagasy amin’ny sehatra baolina kitra eto Afrika. Araka ny vaovao navoakan’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra, omaly. Notendrena hitsara ny lalao nifanandrinan’i Zambia sy Mozambika, ireo Malagasy roa, mirahavavy, amin’ny fifaninanana “Cosafa Cup”, sokajy vehivavy, izay atao atsy Afrika Atsimo ny 4-15 oktobra ho avy […]
Auteur/autrice : Adnews
« Cosafa Cup »: hifanandrina amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara
Fanamby goavana ny miandry ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, rahampitso. Mila mandresy an’i Afrika Atsimo mpampiantrano izy ireo, raha tiany ny hanana fanantenana ny ho tafita amin’ny dingana manaraka amin’ity “Cosafa Women’s Cup” ity. Lavon’i Estwani tamin’isa 2 no ho 1 i Madagasikara tamin’ny andro voalohany. Hotanterahina rahampitso ny andro […]
Kianja synthétique: miroborobo ary mahasarika tanora maro ny mampiasa azy
Betsaka ny kianja synthétique mitsangana eto amin’ny Nosy amin’izao fotoana izao. Ahitana izany avokoa ny faritra maro samihafa, indrindra ny eny amin’ny faritra iva, raha ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra. Ahitana tanora maro milalao baolina foana isan’ andro amin’ireny kianja synthétique ireny, raha ny fanadihadiana natao. Vanim-potoana mahabetsaka ny mpilalao […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy maintsy mandeha sy hisy ny fifidianana, araka ny nambaran’ny dipiote IRD, Raholdina Naivo. Tsy azo ampitahorina sy ranitina lava intsony izy ireo, ary ho azo amin’ny fihantsiana. Tany sy fanjakana misy lalàna eto, ary aleo hipetraka amin’ny mpitandro filaminana ny amin’izany. Aleo ireo mpanohitra ho variana sy ho lany […]
Tatitry ny depiote : nomena alalana ao amin’ny Magro Tanjombato
Nolavin’ny prefektiora ny fanatanterahana tatitra amin’ny vahoaka ny sabotsy izao, eny amin’ny kianjan’ny 13 mai. Na izany aza, nanolo-kevitra ho azy ireo ny “Prefet”, ny Jly Ravelonarivo Angelo. Nambarany tamin’ny valin’ny fangatahan’ireo depiote fa anton’ny fandavana ny maha faritra ara-barotra “Zone commercial” ny eny Analakely sy ny manodidina ary maro […]




