Tahaka ny isan-taona, misy ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena momba ny fampihenana ny loza sy ny tandindon-doza. Fiaraha-miasan’ny Birao nasionaly misahana ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC) miaraka amin’ny Sampana mitantana ny fifehezana ny hamehana (CPGU). Misy ny hetsika isan-karazany karakarain’izy ireo ary mandray anjara amin’izany avokoa ireo mpisehatra amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Vokatry ny savorovoro : “Lasa sorona hatrany ny asanay”, hoy ireo mpivarotra
Miantraika mivantana amin’ny fitadiavanay ity hetsika miteraka savorovoro ity, hoy ireo mpivarotra eny Ambohijatovo sy Analakely hatreny Soarano, omaly. Tsy maintsy mangorona entana raha vao manomboka ny korontana ary manidy ny tsena sy mamonjy fodiana. Ny alatsinainy, afaka niasa ihany izy ireo hatramin’ny 11 ora maraina. Raha vao nipoaka ny […]
TARATRY ny KANTO
«18ème MFF». Tanterahina manomboka ny 30 oktobra 2023 hatramin’ny 2 desambra 2023, eto Antananarivo sy any Antsanitia Mahajanga, ny «Madagascourt Film Festival» andiany faha 18. Hetsika lehibe eo amin’ny sehatry ny horonantsarimihetsika izy ity. Tanjona ny hanandratana izany, indrindra ireo Malagasy mpanatontosa. «Initiation à l’Orchestre». Mitohy rahampitso, eny amin’ny ANAC […]
« Prix Jeunes Ecritures 2023 » : azon’Andriantsitoherinteny Ariella
Azon’Andriantsitoherinteny Aradrariny Ariella, na Kaira Futur, ny amboara “Prix du Jury”, nandritra ny “Prix Jeunes Ecritures 2023”, nokarakarain’ny Agence universitaire de la Francophonie (AUF). Fifaninanana natokana ho an’ny mpianatra aty amin’ny tany miteny ampahany na manontolo ny teny Frantsay. Tanjon’ny AUF ny hampaherezana ny tanora amin’ny fanaovana asa soratra amin’ny […]
Volana oktobra: hisy ny « Atrikefa bagasy »
Anisan’ny fandaharam-potoana efa zary raikitra ho an’ny mpitia bagasy ny «Atrikefa». Ho an’ity volana oktobra ity, hotanterahina ao amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) etsy Antsahavola izany ny sabotsy 7 oktobra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Hivelatra be ny fihaonana satria halalaka ny fizarana sy fifanakalozana traikefa eo amin’ny […]




