Il n’y a pas longtemps, nous avons évoqué sur ces colonnes le fait qu’une crise politique d’envergure plane sur le ciel malgache. Apparemment, on semble avoir vu juste puisque de part et d’autre des parties en conflits (les opposants au régime en place et leurs vis-à-vis), la situation est à […]
Auteur/autrice : Adnews
Présidentielle: les partenaires s’en tiennent au calendrier électoral
En pleine effervescence du climat politique, les partenaires internationaux, suite à leur rencontre avec le Premier ministre, Christian Ntsay à Mahazoarivo avant-hier, ont fait savoir dans un communiqué « l’importance du respect de la Constitution et du calendrier électoral… ». Les partenaires internationaux, rassurés du bon déroulement du processus électoral, réitèrent qu’il […]
« Mondial Jiu-Jiutsu Bresilien »: mpikatroka 22 miatrika fampivondronana
Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja Jiu-Jiutsu, afaka fotoana fohy, ny Malagasy mpikatroka eo amin’ity taranja ity. Ho fanomanana izany fifaninanana goavana izany, mpikatroka 22, avy amin’ny klioba 7 no mivondrona, hitiliana izay hisolo tena an’i Madagasikara. Ny Federasiona malagasin’ny JJB no mikarakara izany fampivondronana izany, izay manao […]
SOMBIM-BAOVAO
Misaona ny tontolon’ny basikety eto Madagasikara. Nodimandry omaly, Razaiarisoa Lalatiana (Lala Mijomba). Mpilalao tao anatin’ny ekipa nasionaly fahiny izy, mpikambana teo anivon’ny ligin’i Boeny, filohan’ny kaomisiona Basikety, vehivavy, ary mpilalao eo amin’ny sokajy Vétérans. Asief. Hanatanteraka fikaonandoha, any Antsirabe, B ny eo anivon’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des […]
Basikety-U20, lehilahy : tompondaka ny ASS Menabe
Fahombiazana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, lehilahy, notontosaina tany Mahajanga. Voahosotra ho tompondaka ny ekipan’ny ASS Menabe rehefa tafavoaka ho mpandresy nandritra ny lalao famaranana. Raha hiverenena izay lalao famaranana izay, isa 59 no ho 56 no nandresen’ny ASS ny ekipan’ny AKBB Analamanga. Norombahin’ny mpilalaon’ny […]




