Auteur/autrice : Adnews

Efa nisy nidoboka am-ponja : lehilahy nahatrarana vola sandoka 4 alina Ar

Lehilahy iray nahatrarana vola sandoka nitetina 4 alina Ariary tao amin’ny tanànan’Ambodiriana, fokontany Ta­nambao 102, kaominina Anivorano Atsinanana, distrikan’i Brickaville, afakomaly. Fotoan’ny Tsaboraha ao an-toerana tamin’io fotoana io ka nanararoatra nanamparitaka ny vola sandoka ireo olon-dratsy. «Mody mividy zavatra manodidina ny 8 000 Ar amin’ny vola sandoka 20 000 Ar […]

Varotra zava-mahadomelina : karohina Ra-bebe !

Ifampitadiavana Ra-bebe, vavy antitra 70 taona mahery. Ikoizana amin’ny fivarotana zava-mahadomelina eto an-drenivohitra. Ankoatra izay, mpitsindrona telo mianadahy voasambotra Malaza ratsy amin’ny fivarotana zava-mahadomelina Ra-Bebe. Vavy antitra efa 70 taona mahery, monina eny Ambo­himanarina. Mpanaparitaka rongony amin’ny sakeli-tanàna maro eto an-drenivohitra izy, araka ny fijoroana vavolombelona ataon’izay mpidoroka tratra. Tovolahy […]

Slam national XIV : une douzaine de villes nationales et internationales représentées

Organisée par Madagaslam, la 14e édition du Slam national se tiendra du 21 au 30 septembre. Cette année, une douzaine de villes issues de régions différentes y sont représentées. Qui succédera à Hichim, le champion de Madagascar de la 13e édition du Slam national, l’année dernière ? Originaire d’Antananarivo, il a […]