Auteur/autrice : Adnews

20 voasambotra, valo migadra : tovolahy navonoina, notondrahana asidra

Vokatry ny fialonana, novonoin’ny rafilahiny tamin’ny fomba feno habibiana i Zafalie Marie Orlove. Notondrahana asidra , avy eo nariana tanaty lobolobo ny vatana mangatsiakany. Voasambotry ny zandary misahana ny ady heloka bevava ireo olona 20 voarohirohy ho nahavanon-doza tamin’ny famonoana an’i Zafalie Marie Orlove. Ilay tovolahy hita faty tao anaty […]

Praiminisitra Ntsay Christian : « Hirosoana anaty filaminana ny fifidianana »

Nivory teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, omaly ny “Organe Mixte de Conception – National” (OMC-Nat). Nanatrika izany avokoa ny lehiben’ny fitandroana ny filaminana. Voaresaka ny fifidianana sy ny fandraisana andraikitra manodidina izany. Nodinihina tamin’ny fivoriana ny fandaminana sy ny fepetra ho raisina mandritra izao vanim-potoanan’ny fifidianana izao. “Fifi­dianana milamina anaty fitoniana […]