Auteur/autrice : Adnews

Herisetra ara-nofo : mpianatra roa vavy naolana dimy lahy

Mpianatry ny oniversite roa vavy nanamparan’ny dimy lahy ny filan-dratsiny tao Toamasina. Nitsoaka ireo nahavanon-doza. Voaambana antsy sady naolana ny mpianatra roa vavy avy ao amin’ny oniversite Barikadimy, tao amin’ny moron-dranomasina ambadiky ny arabe Ratsimilaho, ny 27 aogositra teo. Avy nanao fanadinana izy roa vavy. Nifampitarika teny amoron-dranomasina haka rivodrivotra […]

Mpamerin-keloka : jiolahy iray maty voatifitry ny polisy

Lavon’ny balan’ny polisy ny jiolahy iray tao amin’ny fokontany Morafeno Vangaindrano, afakomaly. Azo sambo-belona kosa ny jiolahy iray namany voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra sy fanafihana mitam-piadiana. Nahazo loharanom-baovao ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Vangaindrano momba ny fisiana andian-jiolahy mikasa hanafika ao amin’ny fokontany Morafeno. Tsy niandry ela ny […]

Nampitandrina ny Emmo/Nat: tsy mila korontana ny vahoaka malagasy

« Ankatoky ny fifidianana isika izao, mihorohoro ny sain’ny rehetra. Eto izahay mpitandro filaminana hiaro ny andrimpanjakana sy ny vahoaka », hoy ny lehiben’ny fibaikoana ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Rakotondrazaka Andriantsarafara. Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena eto amin’ny firenena amin’izao ankatoky ny fifidianana izao. Manoloana izany indrindra, nampitandrina ny teo anivon’ny Emmo/Nat (Etat-Major mixte […]

« Rhapsodie picturale » : quand la musique inspire les pinceaux

La nouvelle installation de l’artiste plasticien Jean-Nirina Razafindralambo fraîchement intitulée « Rhapsodie picturale », égayera les cimaises de la Galerie Mozaïk Antsahabe, du 12 au 27 septembre. Cette exposition donne à découvrir une bonne dizaine de tableaux avec comme registres de prédilection le « Pop Art » et le « collagisme». « C’est souvent lors de […]