Auteur/autrice : Adnews
Stade d’Alarobia : des résultats mi-figue mi-raisin pour les athlètes Malgaches
Ramamimampionona Gérard : “Mila jerena izay mety handrehitr’afo eto amin’ny firenena”
“Mila jerena ny an-tsipirian-javatra mety handrehitra afo eto amin’ny firenena, ka hisorohana an’izany amin’ny lafiny rehetra: fotoana, endriny rehetra.” , hoy ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fiatrehana fifidianana filohan’ny Repoblika amin’izao. Raha mandeha ny fifidianana, enimpolo taona izay: toy izao hatrany… Atao ny fifidianana filohan’ny Repoblika, midina amin’ny […]
VTM : « Tsy azo averina intsony izao fitondrana izao »
Hivory sy haka fanapahan-kevitra, ny 8 sy ny 9 septambra izao, ny Vondron’ny tanora (VTM) manoloana ny fifidianana filoham-pirenena. Nambaran’ny filohany, Rakotomalaza Désiré fa hijery kandidà mitovy foto-kevitra amin’izy ireo ny fikambanana ka hanohana sy hampandany izany amin’izany fihaonambe izany. « Tsy te hiaina sy hamerina ny tranga miseho eto amin’ […]
Kitra – Filohan’ny FMF: nasiana sivana ny filatsahan-kofidina
Notanterahina teny amin’ny biraon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, ny valandresaka mahakasika ny fifidianana ho filohany. Nilaza ny tomponandraikitra misahana ny fifidianana sy fitarainana eo anivon’ny FMF fa hisy ny sivana ho an’ireo kandidà hirotsaka hofidina sy ho mpikambana « Comité exécutif » (CE). Anisan’ireo sivana takina ny fandraisana ny taratasy fiantohana […]




