Mitohy mifanindry an-dalana amin’ireo fifaninanana ara-panatanjahantena, ato anatin’izao lalaon’ny Nosy izao ihany koa ny seho an-tsehatra ho an’ny tanora. Tsy nahasakana ireo tanora mandray anjara amin’ity taranja iray ity ny fahasamihafana eo amin’ny maha izy ny nosy tsirairay. “Tsy ampy ny fotoana hifampizarana sy hifanakalozana eo amin’ny samy tanora” hoy […]
Auteur/autrice : Adnews
Atletisma: mpanjakan’ny hafainganam- pandeha i Claudine
Norombahin’i Nomenjanahary Claudine ny volamena, teo amin’ny halavirana 100 m tsotra, vehivavy. Azony nandritry ny famaranana natao omaly talata, tetsy amin’ny kianja Alarobia. Tsy nisy naharaka azy ireo mpifanandrina taminy. Vao teo am-piaingana dia efa hita nisongadina i Claudine. Tontosany tao anatin’ny 11 s 42 ampahazatony ny hazakazany. “Faly satria […]
Tenisy : nahazo medaly efatra ny Akomba
Nifarana, omaly, tetsy amin’ny ACSA Ambohidahy ny fifaninanana « doubles » lahy sy vavy amin’ny taranja tenisy, ho an’ny lalaon’ny Nosy 2023. Miisa efatra ny medaly azon’ny Akomba de Madagascar, omaly, volamena 1 sy volafotsy 2 ary alimo 1. Ho an’ny vehivavy, norombahan’i Voavy Mitia sy Ranaivo Mialy ny medaly volamena rehefa […]
Kitra – Barea de Madagascar: tapitra hatreo ny lalaon’ny Nosy ho an’i Fabien Boyer
Nanatanteraka fivoriana tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny kaomisionina misahana ny lalaon’ny Nosy, ho an’ny taranja baolina kitra. Tsy afaka manohy ny fifaninanana i Fabien Boyer. Taorian’ny antsapaka ho an’ny manasa-dalan’ny lalaon’ny Nosy, amin’ny taranja baolina kitra, nisy ny fivoriana nataon’ireo kaomisionina miandraikitra ny baolina kitra, tetsy amin’ny kianja Barea […]
Sombim-baovao
Tratry ny areti-kibo i Sidonie Fiadanantsoa, omaly alatsinainy. Noho ny sakafo nohaniny no voalazan’ny loharanom-baovao fa nankarary azy. Tsy izy irery fa saika tratry izay avokoa ireo tao amin’ny taranja atletisma. Efa notsaboina izy ireo ka afaka ny hiatrika fifaninanana anio, alarobia. Nihazakazaka ho an’ny Nosy La Réunion, i Hajatiana […]




