Araka ny vaovao voaray avy eny anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, hampafantarina ny alakamisy ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny mpanazatra vaovao hitondra ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Marihina fa efa milamina avokoa ny fifanarahana rehetra ary efa omaly ihany ilay teknisianina vaovao ity, no […]
Fanatajahantena
Basikety 3 x 3: Elly sy i Rondro N°1 malagasy
Navoakan’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny basikety (Fiba), tao amin’ny tranonkalam-pifandraisany, omaly, fa laharana voalohany amin’ny mpilalao basikety lalaovina olona 3 x 3 eto Madagasikara, Randriamampionona Elly sy Raherimanana Rondro Emeranchine (Chine). Samy mpilalaon’ny GNBC avokoa izy mianadahy ireo ary mandrafitra ny Ankoay de Madagascar. Lojika izany raha ny tarehimarika sy ny zava-bitan’ireto mpilalao […]
Karate 1 Serie A : Manana solontena roa ho any Chypre i Madagasikara
Hotanterahina any Chypre, ny 14 hatramin’ny 16 febroary izao, ny fifaninanana Karate 1, Serie A. Tsy ho diso anjara amin’izany i Madagasikara fa manana solontena roa vavy. I Ornella sy i Tsiky Mialy no hihazo an’i Larnaka, Chypre, hiatrika ity fifaninanana iraisam-pirenena ity. Ity no fifaninanana iraisam-pirenena faharoa ho an’ny […]
Ligin’ny atletisma Ihorombe : Tanjona ny handrombaka ny laharana voalohany
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’ny Fahaleovantena Ihosy ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny ligin’ny atletisma Ihosy. Nambaran-dRavelomanantsoa Brillant Fabrice, filohan’ny ligy, fa tanjona ny handrombaka ny laharana voalohany amin’ireo fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara isan-tokony. Anisan’izany ny fifaninanam-pirenena amin’ny “Cross country”, hatao any an-toerana ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hontanterahina ny 1 hatramin’ny 3 marsa izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny sokajy vehivavy sy ny ankizy. Fifaninanana hotontosaina eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano. Ity no fifaninanana voalohany hisantarana ny taom-pikatrohana 2025 ho an’ny taranja karate. Hatao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny alahady 23 febroary izao, […]




