Fanatajahantena

Fifaninanana Afrika Atsinanana: hifantina mpilalao ny federasiona

Hotanterahina eto Madagasikara, ny 28 hatramin’ny 31 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Atsinanana, amin’ny taranja tenisy ambony latabatra, “ping pong”, sokajy lahy sy vavy. Manoloana izany, hikarakara lalao hahafahana mifantina mpilalao izay handrafitra ny ekipam-pirenena ny Fe­de­rasiona malagasin’ny tenisy ambony latabatra (FMTT), ny 8 sy […]

Drafitra nasionalin’ny spaoro: hiarahan’ny MJS sy ny federasionina manapaka

Niditra tamin’ny dinika faharoa ny teo anivon’ny minisite­ran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena niaraka tamin’ny Federasionina isan-tsokajiny, omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Dinika nihainoana indray ireo filohan’ny federasionina manoloana ireo olana sedrain’izy ireo mba ho fampandrosoana ny fanatanjahantena malagasy. Teboka iray lehibe nivoitra ny mahakasika ny PNS (Plan national du […]

Beach-volley-Afrika: hatao any Mahajanga raha tsy misy fiovana

Fifaninanana iraisam-pirenena maro no miandry ny Federasiona malagasin’ny volley-ball, amin’ity taom-pikatrohana 2025 ity. Anisan’izany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, beach-volley izay kasaina hatao eto Madagasikara, raha ny fandaharam-potoana navoakan’ny federasiona. Any Mahajanga no hanaovana ity fifaninanana afrikanina ity, raha tsy misy ny fiovana. Marihina fa eo am-pandinihana ny mahakasika […]

Baolina kitra, sokajy vehivavy: mbola baraingo ny fifaninanana nasionaly

Matetika resahina eto an-toerana foana ny resaka baolina kitra, lehilahy, saingy efa misongadina ihany koa ny sokajy vehivavy amin’ity ta­ranja ity. Mampalahelo ihany anefa ny zava-misy amin’izao fotoana izao, toa tsy misy resaka intsony ny tohin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ho an’ireo vehivavy, U-17, sy zokiny, Séniors. Tsiahivina fa […]

Mpanazatran’ny Barea: hivoaka alohan’ny faran’ny volana janoary ny anarany

Tonga nitsidika ny Kianja Barea Mahamasina, omaly, ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Moustapha Marson Abdulah. Nambarany fa eo am-pamitana ny raharaha mahakasika ny mpanazatran’ny Barea ry zareo amin’izao fotoana izao. Taon’ny asa tokoa ity 2025 ity. Nampanantena ny minisitry ny MJS, Moustapha Marson Abdulah, omaly, teny Mahamasina, […]