Raha eto Madagasikara, azo lazaina ho taranja mbola zandriny, ny Jiu-jitsu Breziliana. Mbola taona vitsy monja izay no nampidirana azy teto an-toerana ary nivoatra tsikelikely izany. Klioba maro no mampianatra ity taranja ity. Anisan’izany ny Klioba Club 101 Jiu-jitsu. Sokajy rehetra no mianatra ny Jiu-jitsu Breziliana ao amin’ity Klioba ity […]
Fanatajahantena
DAKA AN-JORONY: Ny ela maharay roa
Teny roa mitovitovy faneno sy fanonona ny hoe : Ny ela maharay roa sy ny ela maha re roy. Rehefa dinihina anefa, sasanangy samy hafa ireo ary tsy misy hifandraisany na kely aza. Mitombina amin’ny atleta sy ny mpitantana fanatanjahantena avokoa anefa izy roroa. Raha hitondrana fanazavana, ny ela maharay roa […]
Fanomanana ny Chan : Nanahirana ny Barea ny ekipan’ ny PFL
Nisongadina ny mpilalao voafantin’ny PFL, ny sabotsy lasa teo, tetsy Mahamasina raha nifanandrina tamin’ny Barea Chan. Nisaraka ady sahala 0 no ho 0 ny roa tonta. Maro ireo baoliana navotan’i Nina, mpiandry tsatoby Barea. Sahirana tanteraka ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar Chan, raha nifandona tamin’ny ekipa voafantin’ny Pureplay Football League […]
Sombim-baovao
Miverina indray ny kotrana ataon’ny ekipam-pirenena malagasy, taranja basikety, Ankoay, eny Imerikasinina, nanomboka ny sabotsy maraina teo. Natao izany mba hanamafisana ny tanjaka ho an’ny Ankoay, lehilahy. Ho fiatrehana ny fifanintsanana farany amin’ny « Afrobasket 2025 » ny fanazarantena natao. Mitohy indray ny fifaninanana hankalazana ny faha-15 taonan’ny At2B Andraisoro rehefa niato […]
Grand Maître Avoko : “Fotoana fampiakarana ny vokatra izao”
Mitohy hatrany ny fifampizarana sy fampiofanana eo anivon’ny taranja Kung fu. Ny ligin’ny Kung fu Analamanga indray no nisitraka izany. Maîtres maro no nanaraka ny fiofanana sy ny fanazarantena, niaraka tamin’ny Grand Maître Avoko. Tanjona amin’izao fitetezana faritra izao, ny hanatsarana hatrany ny vokatra ho an’ny taranja Kung fu. “Fotoana […]





