Nanatanteraka fambolen-kazo teny Ambohimanga, ny klioba sy dojo ary sports extrêmes mivondrona eo anivon’ny Sesam (Sports extrêmes et salon des arts martiaux), ny asabotsy 25 febroary lasa teo. Tetikasa hiarahana amin’ny RSE (Responsabilité sociétale des entreprises). Zanakazo karazany maro toy ny hazo fihinamboa, legioma sy mangahazo no nambolena nandritra izany, […]
Fanatajahantena
Judo – Open St Denis: kambana malagasy nahazo medaly volamena
Nifarana omaly ny fifaninanana “Open de St Denis” izay natao tany La Reunion. Fifaninanana izay nanomboka ny asabotsy lasa teo ho an’ny taranja Judo. Nahazo medaly volamena roa sy alimo iray ny atleta malagasy. Ralevazaha Kevin sy Ralevazaha Kenny no nandrombaka ny medaly volamena ho an’ny sokajy (Cadets). Ralevazaha Kenny […]
Orange Pro League: resin’ny Cosfa ny Fosa Jr
Sarotra ho an’ny Fosa Jr ny lalao nihaonany tamin’ny Cosfa, amin’ny fifaninanana “Orange Pro League”. Resy tamin’ny isa 3 no ho 1 izy ireo. Tsy anisan’ireo mpilalao nalahatra voalohany i Dax, mpilalao Fosa Junior. Tsy nampoizin’ny rehetra ny vokatra omaly. Resin’ ny Cosfa Analamanga tamin’ny isa 3 no ho 1 […]
Rayan Raveloson : nitondra fandresena ho an’ny ekipany
Nahatafiditra baolina Raveloson Rayan, Malagasy mpilalao baolina kitra ao amin’ny AJ Auxerre Fantsa. Baolina tokana nitondra fandresena ho an’ny AJ Auxerre, rehefa nandavo ny FC Lorient, klioba frantsay tamin’ny isa 1 no ho 0. Lalao notanterahina, omaly, tao amin’ny kianjan’i Le Moustoir Frantsa. Fihaonana tafiditra amin’ny andro faha-25 ny fiadiana […]
Rugby – « XXL Top 20 »: mampiseho ny maha sangany azy ny Cosfa sy ny FTM
Mbola mampiseho ny tena maha ekipa sangany azy eto Madagasikara ny Cosfa miaramila sy ny FTM Manjakaray, nandritra ny fifaninanana Top 20 taranja rugby 2023. Lalaon’ ny andro voalohany amin’ny fifaninanana, notanterahina omaly, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Lavon’ny Cosfa tamin’ny isa 118 no ho 17 ny JSTA Ambondrona. Ny […]