Fanatajahantena

SESAM 2023: hiavaka ny andiany fahatelo

Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny Espace Akouna Alasora, ny hetsika Sesam (Sports Extrêmes et Salon des Arts Martiaux), andiany faha-3. Hetsika natao hampahafantarana taranja iray misehatra amin’ny “arts martiaux” sy ny «sports Extrêmes». Ham­piava­­ka ny hetsika, ny kalitaon’ny zavatra hasehon’ireo mpandray anjara ary hisy mi­hitsy ny fifaninanana «stand» mendrika indrindra, ho […]

Rugby: mikiry ny hamerenana ny fifidianana ireo ligim-paritra

Mitohy ny fitakiana ho an’ireo ligim-paritra eo anivon’ny taranja rugby. Mikiry hanao fivoriambe sy hamerina ny fifidianana anatin’ny mangarahara izy ireo. Taorian’ny fankatoavan’ny rafitra iraisam-pirenena, Rugby Afrique sy ny federasiona iraisam-pirenena (IRB), ny fahalanian-dRakotomalala Marcel, hitantana ny Malagasy rugby ho an’ny taom-piasana manaraka. Miseho indray ireo ligim-paritra sasany, mijoro ary […]

Karate-Do Malagasy: mitohy ny disadisa eo amin’ny mpitantana

Efa dila ny 48 ora. Fe-potoana nomen-dRatefina­na­hary Emile, filohan’ny Fede­ra­siona ny taranja Karate-Do Malagasy, hanaovan-dRa­ma­toa Rakotozafy Rosa, tale jeneralin’ny ministeran’ny Fanatanjahantena (MJS), ilay «Certificat de conformité» sy ny «Attestation de fonction». Tonga nitaky izany sy nangataka fihaonana tamin’ity ta­len’ny fanatanjahantena ity, ny solontenan’ny Federasiona izay notarihan’i Emile R. sy ireo […]