Notanterahina ny talata lasa teo, nanerana an’i Eoropa, ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra «Ligue des champions 2024». Voahaja ny lojika satria tafavoaka ho mpandresy avokoa ireo ekipa goavana. Anisan’ny nisongadina indrindra ny nanamontsanan’ny Bayern de Munich, tamin’ny isa mavesatra 9 no ho […]
Fanatajahantena
Karate-Rezionaly : ligy telo hifaninana
Anatin’ny fiatrehana ny fifaninanana rezionaly avokoa, amin’izao, ireo ligim-paritry ny karate-do malagasy. Ligy 3 indray no hanatanteraka ny fiadiana ny ho tompondaka rezionaly ao amin’ny ligy misy azy avy, ny faran’ity herinandro ity. Ho an’ny ligin’Analamanga, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, no hanaovana ny fifaninanana, ny sabotsy izao, izay ahitana […]
Tenisy : hampiantrano ny “ITF World Tennis Tour Juniors J30” ny Malagasy
Handray lalao iraisam-pirenena goavana ny Federasiona malagasin’ny tenisy (FMT). Hatao eto Madagasikara ny “ITF World Tennis Tour Juniors J30”, hifanandrinan’ireo kalaza, lahy sy vavy, eto Afrika. Hotanterahina eny amin’ny Kianja Club Olympique de Tananarive (COT), manomboka ny alatsinainy 23 septambra ho avy izao ny fifaninanana iraisam-pirenena, taranja tenisy, sokajy zandriny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio, eto Antananarivo, ny Poule des As, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja baolina kitra, sokajy D2. Hampiantrano izany ny kianja Elgeco Plus stadium sy ny eny Ambohidratrimo. Ekipa efatra no hiady lohany dia ny FC Theo Sava, AS Avenir Androy, AS Fos Analanjirofo ary ny FCA Ilakaka. Hitohy […]
Baolina kitra: hatao ny volana febroary 2025 ny “Chan”
Araka ny tapaky ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra, Caf, tany Nairobi Kenya, ny alatsinainy lasa teo, fantatra fa hatao ny volana febroary 2025 ny fifanintsanana “Chan 2024”. Ny 1 ka hatramin’ny 28 febroary no hanatanterahina izany, ary firenena telo no hampiantrano amin’ity andiany ity, dia i Kenya, Tanzanie ary i […]




