Fanatajahantena

Minisitra Resampa André Haja : «Sady hisy no ho tsara ny lalaon’ ny Nosy hatao eto Madagasikara»

Manoloana ny resabe sy fanahiana iainan’ny atleta sy ny vahoaka malagasy, amin’ny hisian’ ny lalaon’ny Nosy 2023 na tsia, nanazava ny sain’ny rehetra ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Resampa André Haja . Gazety Taratra(*) : Efa-bolana tsy higadonan’ny lal­a­on’ny Nosy, izay kasaina hatao eto Madagasikara, ma­nao ahoana ny zava-misy ? […]

«Sevens Challenger Series» : Indroa resy ny Makis ladies de Madagascar

Tsy nisotro rano ny Makis de Madagascar, sokajy vehivavy, nandritra ny dingana faharoa hiadiana ny “Sevens Challenger Series”, taranja rugby ho an’olona 7. Resy indroa misesy ny malagasy, tao amin’ny vondrona “D”, omaly, tao amin’ny kianja Markotter Stadium, Stellen­bosch, Afrika Atsimo. Lalao voalohany, niondrika teo anatrehan’i Thaïlande, tamin’ny isa 19 […]

Handisport-« Jeux Mondiaux d’Eté » : mila fanohanana ireo atleta 3 mianadahy

Mila fanampiana izy telo mianadahy hiatrika ny fifa­ninanana «Jeux Mondiaux d’Eté», izay hatao any Berlin ny 17 – 24 jona ho avy izao. Roa lahy sy vavy tokana no handeha hanao izany fifaninanana natokana ho an’ireo olona manana fahasembanana izany. Anisan’izany Nambi­nintsoa Edouard sy Randria­nandraina Larissa, amin’ny taranja hazakazaka 100 […]