Nisaraka ady sahala 1 sy 1 ny Tsaramandroso Formation (TFFC) sy ny Cosfa, teo amin’ny andro faha-13, iadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara Orange Pro League (OPL), taranja baolina kitra ho an’ny kaonferansy avaratra. Fihaonana, natao ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianja Rabemananjara. Raha noheverina fa mahery ny miaramila, tsy […]
Fanatajahantena
Muay thai : « Tsy mbola nisitraka fanampiana tamin’ny fanjakana »
Miady irery hatreto! Izay ny vaovao voaray mikasika ny taranja Muay Thai, eto Madagasikara. “ Tsy mbola nahazo fanampiana avy tamin’ny minisiteran’ny Fanantanjahantena izahay.”, hoy Rakotoalizao Hainatiana Gervais, filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja Muay Thai. Nivoitra izany nandritra ny fifaninanam-pirenena, natao teny Mahamasina, ny 8-9 aprily lasa teo. “Tsy mbola nanohana […]
Asa fanaovan-gazety : nodimandry i Solofo Ratsifa
Mitohy ny raho-mainty mitatao eo amin’ny asa fanaovan-gazety misahana ny fanatanjahantena. Nindaosin’ny fahafatesana tamin’ny sabotsy, ny zokiolona Ratsifandrihamanana Solofo Mamy. Anisan’ireo mpanao gazety sangany Itompokolahy, namolavola olona maro. Tena nanavanana azy ny fanadihadiana amin’ny baolina kitra sy ny familiana fiarakodia ary ny taranja tenisy, sns. Nanoratra tao amin’ny Midi Madagasikara […]
Judo – « Luanda 2023 »: tompondakan’i Afrika Rasoanaivo Laura
Norombahin-dRasoanaivo Razafy Aina Laura, ny medaly volamena, tamin’ny fifaninana « Luanda Junior African Cup » izay natao tany Angola. Nametraka azy ho isan’ny sangany maneran-tany amin’ny taranja Judo, sokajy latsaky ny 70 kg izany. Voahosotra ho tompondakan’i Afrika, nandritra ny fifaninanana «Luanda Junior African Cup», ho an’ny taranja Judo, sokajy vehivavy (-70 […]
Orange Pro League : hifandona amin’ny Ajesaia ny Uscafoot
Hotanterahina anio sy rahampitso, ny andro faha-13n’ ny fifaninanam-pirenena, Orange Pro League 2023, taranja baolina kitra. Anisan’ ireo lalao tena andrasan’ny maro, ny fihaonan’ny Ajesaia Bongolava sy ny Uscafoot Analamanga. Lalaon’ny kaonferansy avaratra, izay hotontosaina eny amin’ny kianja Alarobia, ny alahady 9 aprily ho avy izao. Marihina fa ekipa efa […]