Hotanterahina atsy Maurice, ny 18 aogositra ho avy izao, ny lalaon’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates Afrika Atsimo. Andrasana ny mahakasika an’i EL Hadari. Afaka dimy andro, izany hoe, ny 15 aogositra ho avy izao no hanainga eto an-tanindrazana ho any amin’ny Nosy Maurice, ny Disciples FC Madagasikara. Hiatrika […]
Fanatajahantena
Kianja Barea: 40 nisitraka fiofanana tamin’ny Caf
Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny fampiofanana eo amin’ny lafiny fandriampahalemana, izay karakarain’ny Caf. Miisa 40 ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny nahazo fiofanana tamin’izany. Anisany ny teo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy ireo tomponandraikitra ao amin’ ny klioba 16 mandrafitra ny Cfem ary ny zandary […]
QMM: hatokana ho an’ny sosialy ny 4 tapitrisa dolara isan-taona
Natao omaly, teto Antananarivo, ny fivoriana iombonana tanaty efitrano sy nampitain-davitra teo amin’ny QMM sy ny sehatra voakasika. Nodinihina ny Drafitrasa sosialy (RSE) ataon’ny orinasa. Tanjona ny hanangonana ny soso-kevitra rehetra avy any amin’ny sehatra maro, eken’ny rehetra. Haroso hankatoavina any amin’ny filankevitry ny minisitra avy eo ny votoatiny. Vita […]
Randafiarison Rosina: zava-bita 3 nohatsarainy
Vokatra tsara no azon-dRandafiarison Rosina, nandritra ny lalao Olympika natrehiny ny alarobia alina lasa teo. Na dia tsy niakatra « podium » aza, nampihaiky ny vokatra azony satria laharana faha-10 no nisy azy ary nahavita nanamontsana ny zava-bitany tsara indrindra izy. Teo amin’ny « arraché », nahavita nibata 80 kg, raha toa ka 77kg […]
“ASIEF 2024”: Lalao basikety 16 no hatao anio
Miditra amin’ny andro fahadimy, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, Asief (Association sportive interministerielle pour l’entretien des fonctionnaires) any Antsirabe. Ho an’ny taranja basikety, efa nanomboka ny alarobia teo ny fifanintsanana ary lalao 16 avy hatrany no hatao ho amin’ny anio, eny amin’ny Kianja mitafo, anatiny sy ivelany, ary […]




