Fanatajahantena

Kitra ao Mahajanga: simba tanteraka ny kianja Rabemananjara

Tsy handray lalao amin’ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League”, taranja baolina kitra no tsy hahita fihaonana mandritra ny fotoana maharitra ny vahoakan’i Boeny. Anton’izany, ny fahasimban’ny kianja Rabemananjara.  Marary ny kitra ao amin’ny faritra Boeny amin’izao fotoana izao. Taona vitsivitsy izay, tsy nisy ekipa avy any Mahajanga intsony nahazo ny ho […]

« Mondial 2022 »: mpanara-maso 200 000 karamain’i Qatar   

Amin’izao fandraisan’ny Qatar ny lalao lehibe iraisam-pirenena na ny « Mondial 2022 » izao, namoaka fepetra maro tao anaty tambajotran-tserasera izy ireo, omaly. Hampiatra lalàna miisa 10 ny Qatariana mandritran’ny fivahinian’ireo olona any amin’izy ireo, ka isan’izany ny fanakaramana ireo mpanara maso miisa roa hetsy, izay handrindra ny mpivahiny sy ny mponina. […]

Echec: tompondakan’i Eoropa Razafindratsima Timothé

Manga indray ny lanitra teo amin’ny taranja lalaon-tsaina Echec, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa ho an’ny tanora, latsaky ny 16 taona, taona 2022. Fifaninanana natao tany Torkia, ny 5 hatramin’ny 14 novambra 2022. Voahosotra ho tompondaka an’i Eoropa ny mpilalao malagasy, Razafindratsima Timothé. Anisan’ny nisongadina indrindra tamin’ireo mpilalao miisa […]