Nanamarika ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra Orange Pro League (OPL 2022) ny fahavitsian’ny ekipa mpandresy ho an’ny kaonferansy avaratra. Tsy nisy afa-tsy ny Fosa Jr Boeny ihany mantsy ny hany nahazo fandresena tamin’izany. Araka izany, ity ekipan’i Boeny ity ihany izany ny nahazo […]
Fanatajahantena
Tenisy – Filaharan’ny ATP: mitarika i Alcaraz sy i Nadal
Sambany teo amin’ny tantaran’ny tenisy espaniola, nahitana mpilalao miarahalahy avy aminy, mitarika eo amin’ny filaharana ATP. Vaovao hita tao amin’ny fandaharana l’équipe, omaly. Ny mpilalao rehetra dia sokajiana taorian’ireo lalao 52 rehetra vitany. Araka izany, mitarika eo amin’ny laharana voalohany i Carlos Alcaraz, manana isa 6 820 arahin’i Rafael Nadal manana […]
Tournoi Mpikitra Sab-Nam: hiady ny famaranana ny FSN sy ny Manjakalalao
Hifarana ny alahady 27 novambra ho avy izao, eny amin’ny kianja Herisetra Sabotsy Namehana, ny «Tournoi», karakarain’ny fikambanana Mpikitra sy ny kaominina Sabotsy Namehana, ho an’ny sokajy zokiny, taranja baolina kitra. Hifanandrina amin’izany ny FSN (Firaisan’ny Sabotsy Namehana) sy ny Manjakalalao. Homena lelavola 1 tapitrisa Ar sy medaly volamena ary […]
Basikety-BAL Elites 16: hifandona amin’ny City Oilers Ouganda ny Cospn, anio
Hanomboka, anio, any Cape Town Afrika Atsimo, ny dingana faharoa ny fifanintsanana amin’ny fifaninanana BAL (Basket ball Africa League), taranja basikety, ho an’ny vondrona F. Hiakatra an-kianja, anio 22 novambra, amin’ny 11ora sy sasany antoandro, ny ekipan’ny Cospn, miatrika ny fifaninanana Elites 16, dingana faharoan’ny fifanintsanana amin’ny BAL (Basket Ball […]
Les Bleus-n’i Frantsa: tsy afaka milalao i Benzema
Maratra ka tsy afaka hanao ny fifaninana amin’ny fiadiana ny ho tompodaka eran-tany atao any Qatar, i Karim Benzema (KB9), mpilalaon’ny Les Bleus-n’i Frantsa. Izy tenany mihintsy no nambara io vaovao io, tao anaty tambanjotra serasera, ny asabotsy lasa teo. Ratra teo anivon’ny feny, nahatonga izao olana izao, rehefa nanao […]