Fanatajahantena

Telma Coupe de Madagascar: Voatazon’ny Elgeco Plus ny amboara sy ny lelavola 15 tapitrisa Ar

Nifarana omaly ny fiadiana ny amboaran’i Mada­gasikara “Telma Coupe 2023”. Lavon’ny Elgeco Plus tamin’ny isa 2 no ho 1 ny CFFA Andohara­nofotsy. Tsy niova tanana ny amboaran’i Madagasikara “Telma Coupe 2023”, taranja baolina kitra. Lasan’ny Elgeco Plus Analamanga izany, niaraka tamin’ny lelavola 15 tapitrisa Ar. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 […]

Telma coupe de Madagascar : hanala vela amin’ny Elgeco Plus ny CFFA

Ho fantatra rahampitso alahady, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium By-Pass, izay hibata ny amboaran’i Ma­dagasikara, eo amin’ny taranja baolina kitra (Telma coupe de Madagascar 2023). Hifa­nandrina hiady izay ho lohany amin’izany ny CFFA Andoha­ranofotsy sy ny Elgeco Plus, samy ekipan’Anala­manga. Klioba roa diso mifankahalala tsara ny an-daniny sy ny […]

Moto – Mada 2024 : hanomboka rahampitso ny fifaninanana

Mikarakara fifaninanana voalohany ny federasiona malagasin’ny taranja Moto (FMaM), amin’ity taona 2024 ity. Nahatratra 55 ireo mpandray anjara amin’izany. Hotanterahina eny Am­bohidava, ny alahady 28 janoary, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja Moto Cross, taona 2024. Handray anjara amin’izany ry Randy sy Claudio ary i Mathias, tompondaka “élite 1” […]

Minisiteran’ny tanora : tanora 150 nahazo fampitaovana

Mamaly hatrany ny hetahetan’ny tanora ny eo anivon’ ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nisy, omaly, ny fihainoana ireo tanora 150, avy amin’ny fokontany 33, ma­nerana ny boriborintany 6, eto amin’ny kaominina Antana­narivo Renivohitra, misehatra amin’ny lafiny fandriampahalemana. Taorian’izay, nanolotra fampitaovana mahakasika izany ho azy ireo, ny minisitera, tamin’ny alalan’ny […]