Fanatajahantena

Volley-CCCZone 7… Tanjon’ny Bi’As ny ho « Top 4 »

Fandraisana anjara voalohany ho an’ny Bi’As, ivelan’i Madagasikara, ity fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka, hatao any Maorisy ity, eo amin’ny taranja volley. Neken’ny CAVB mantsy ny fandraisan’izy ireo anjara, izay isaorany ny filoha lefitry ny Federasiona, Ranaivoson Mamy, niady mafy teo anatrehan’ny CAVB. Fifaninanana hotontosaina ny 25 febroary izao hatramin’ny […]

EFiba andiany 1…Tompondaka lefitra i Madagasikara

Nioty vokatra tsara amin’ny ankapobeny ny solontena malagasy niatrika ny fifaninanana NBA 2k23 eFiba andiany voalohany, taranja basikety. Fifaninanana “jeu video” nandraisan’ny firenena afrikanina 30 anjara, izay notsinjaraina ho 6 isam-bondrona izy ity. Tompondaka lefitra i Madagasikara rehefa lavon’i Maraoka teo amin’ny lalao famaranana. Tsara io vokatra io ho an’ny […]

Tenisy – « Open d’Australie »… Tafakatra amin’ny lalao manasa-dalana i Djokovic

Mitohy hatrany ny fahombiazan’i Djokovic, mpilalao tenisy Serba. Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalanan’ny fifaninanana “Open d’Ausralie Grand Chelem” ny tenany. Lavony tamin’ny seta 3 no ho 0 (6/1, 6/2, 6/4) i Andrey Rublev, mpilalao rosianina, omaly. Lalao izay natao tao amin’ny kianjan’i Rod Laver Arena. Naharitra adiny roa mahery teo […]

Kitra – «Chan 2022»: be mpitsiriritra ireo mpilalaon’ny Barea

Anisan’ireo ekipa be mpanaraka any Algérie eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2022”, ny Barea de Madagascar.  Taorian’ny fandresena indroa misesy azon’ny Barea de Madagascar, ka nahazoany ny tapakila hiakarana amin’ny ampahefa-dalana, ho an’ny “Chan 2022” manomboka mitodika any amin’izy […]