Tafita amin’ny manasa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions», taranja baolina kitra ny PSG. Resiny tamin’ny isa mazava, 4 no ho 1 tao amin’ny kianja filalaovany ao Montjuïc, ny FC Barcelone ny talata lasa teo, nandritra ny lalao ampahefa-dalana miverina. Nahavita ny “remontada”, ny Parizianina rehefa resin’ny […]
Fanatajahantena
Taranja mekanika : miisa 5 ny rallye hiadiana lohany
Tsy miova fa toy ny tamin’ny taon-dasa ihany, ny isan’ny rallye hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny taom-pilalaovana 2024. Araka ny fandaharam-potoana navoakan’ny federasiona sport auto Malagasy (FSAM), miisa 5 izany. Hanokatra azy, ny karakarain’ny klioba FMMSAM, hatao ny 8 sy ny 9 jona ho avy izao. Hanaraka azy […]
Pureplay football league (PFL): nosazian’ny CFEM ny Mama FC sy ny 3FB Toliara
Herinandro taorian’ny fisian’ny gidragidra teo amin’ny lalaon’ny Mama FC sy ny 3FB, namoaka fanapahan-kevitra ny Club du football Elite de Madagascar (CFEM). Sazy henjana no azon’ny roa tonta. Nivory teny Mahamasina, ny talata lasa teo, ny Club de football Elite de Madagascar (CFEM), sy ireo filohan’ny klioba efatra ao amin’ […]
Federasion’ny taekwondo : lany ho filoha Rakotomanana Franck
Tontosa teny Alarobia, omaly, ny fifidianana ny filohan’ny federasiona malagasin’ny taranja taekwondo (FMTKD). Rakotomanana Franck Tiana no lany hitantana ity taranja ity mandritra ny efa-taona. Nahazo vato dimy tamin’ireo ligy fito nahazo nifidy ny tenany. Vato roa kosa ny azon’ny kandidà mpifaninana taminy, Ramanantsoa Christian Richard, filohan’ny FMTKD teo aloha. Ny […]
Ligue des Champions : hanala vela amin’ny Man City ny Real Madrid
Hotontosaina anio ny lalao ampahefa-dalana miverina, hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions”, taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Manchester City Angleterre sy ny Real Madrid Espagne. Fihaonana izay hatao ao amin’ny kianjan’ny Etihad Stadium Angleterre. Nisaraka ady sahala, 3 no ho 3, ny lalao […]




