Fanatajahantena

«Tournoi Inter Medias» : tompondaka ny Ilontsera sy ny Kolo Production

Notanterahina ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny fifaninanana ho an’ny mpanao gazety, «Inter Medias», andiany voalohany. Nandrombaka ny amboara teo amin’ny Foot à 7, lehilahy, ny orinasa Ilontsera, raha toa ka ny Kolo Production ny an’ny taranja basikety « mixte ». Ny eki­pan’ny Ultima Media (ivondronan’ny gazety Taratra […]

Filoha Rajoelina Andry: miantso ny FMF hizara ny valin-kasasaran’ny Barea Chan

Mitsipaka ny fandaminana napetraky ny Federasiona malagasy (FMF), amin’ny fitsinjarana ny «Prize money», azon’ny Barea de Madagascar, tany amin’ny “Chan 2022” ny mpanazatra sy ny mpilalaon’ny Barea. Miantso ny FMF, araka izany, ny filoha Rajoelina Andry hizara izany valin-kasasaran’ny mpilalao izany. Nanao fanambarana niaraka, Andriama­nam­pisoa Alfred fi­lo­ha lefitra voalohan’ny Federasiona […]

Kitra – Atsimondrano Champions League: hiaro ny anaram-boninahiny ny Ste Anne Bongatsara

Hanomboka rahampitso alahady 7 mey, eny amin’ny kianja Ambohimamory, ny andiany faharoa amin’ny «Atsimondrano Champions League» (ACL), taranja baolina kitra. Fifaninanana karakarain’ny solombavambahoaka, Andry Ratsivahiny sy ny Actions Sport. Ekipa 78 avy amin’ny kaminina 26 mandrafitra an’Atsimondrano no hiady izay ho lohany amin’ity. Nambaran’ny mpikarakara nandritra ny fivoriana ara-teknika nanaovana […]