Fiaraha-monina

Kaominina Antanimbary: Nisitraka tolotra fahasalamana faobe

Natao tao amin’ny kaominina Antanimbary ny fitsaboana manakaiky vahoaka, ny faran’ny herinandro teo. Nanokafana ny forazaza faobe ho an’ny faritra Betsiboka, miaraka amin’ireo mpiasan’ny fahasalamana, koa izany. Maro ny tolotra nositrahin’ny vahoaka, toy ny forazaza faobe, fijerena maso, fitsaboana tenda sy orona ary sofina, fanalana nify. Nanampy ireo ny kinésithérapie, […]

Bakalorea : 25 ny ankizy tsy tonga niatrika ny adina ara-panatanjahantena

Mahatonga tsy fahafahan’ny ankizy fanadinana bakalorea ny tsy fanatrehana ny adina ara-panatanjahantena. Mahatratra 25 ireo tsy tonga niatrika izany ho an’ny tetsy amin’ny ANS Ampefiloha. Ao anatin’ny fanatanterahana ny adina ara-panatanjahantena ny mpanala fanadinana bakalorea amin’izao fotoana izao. 8 900 eo ho eo ireo mpianatra miatrika izany ho an’ny etsy […]

INDRAY MIJERY

Nanamarika ny 25 taona nampianarany ny sampana Science et ingénierie des matériaux (SIM) eo anivon’ny Sekoly ambony Polytechnique Antananarivo, ny herinandro lasa teo. Anisan’ny fototra amin’ny famolavolana injeniera manana ny fahaizana manokana momba ny « matériaux » io sampam-piofanana io. « 18 000 Ar isan-taona ny hofan’ny tranon’ny mpianatra eny Vontovorona », hoy ny talen’ny […]

Infirmiera eto Madagasikara : Ankatoavin’ny iraisam-pirenena

Mandray anjara amin’ny zaikabe iraisam-pirenen’ny infirmiera any Helsinki, Fin­lande ny filohan’ny holafitry ny infirmiera eto Madaga­sikara (Conim), Andrianarison John na i John Love. Sehatra hahafahana mivelatra sy mitondra ambony ny lentan’ny infirmiera eto Madagasikara ity atrehina any an-toerana ity, hoy izy. Efa mpikambana feno ao amin’ ny filankevitra iraisam-pire­nen’ny mpitsabo […]