Fiaraha-monina

Fikambanana Destiny Ivato: Nankaherezina ireo mpanala CEPE

Nahatsiaro manokana ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana CEPE amin’ny alatsinainy izao ny fikambanana Destiny Ivato, omaly. Nizara kits scolaire ho an’ireo mpianatra manodidina ny 200 tamin’ireo EPP dimy ao amin’ny kaominina Ivato. Fitaovam-pianarana feno hahafahana miatrika am-pitoniana ny fandinana CEPE no natolotra tamin’izany. Tsy nisy nanavahana ireo mpianatra avy amin’ny […]

Ady amin’ny fampiasana ankizy : Tokony hampiakarina ny sorabola ho an’ny fiahiana sosialy

Hitazonana ny vokatra efa azo tamin’ny ezaka hampihenana ny isan’ny ankizy miasa maneran-tany, manao antso amin’ny fanjakana ny OIT sy ny Unicef. Ny hampiakarana ny sorabola atokana ho an’ny fiahiana sosialy ho an’ny fianakaviana sahirana manan-janaka tokony hianatra ny fitakian’izy ireo. Efa nihena amin’ny antsasany ny isan’ny ankizy miasa ny […]

Krizin’ny adolantsento: Mila fanabeazana am-pahendrena sy am-pitiavana nefa manaja fitsipika

Tena sarotra ny fitaizana tanora amin’izao fotoana. Maro ireo ray aman-dreny velon-taraina fa tsy mahafehy ny zanany na valivalian’ny zanany ao anatin’ny taonan’ny fahatanorana. Mitondra fanazavana sy toromarika Rakotonjafiniarivo Zo, matihanina amin’ny fanabeazana ny adolantsento sy ny fanohanana ny vehivavy donam-pahoriana. Maro ny antony mahatonga ny tanora ho be famaliana. […]

INDRAY MIJERY

Ao anatin’ny hetsika fanamarihana ny faha-50 taona niorenany ny Fofifa. Nisy ny lanonana roa sosona teny an-toerana, tamin’ity herinandro ity. Notokana­na ny trano fivoriana lehibe «Amphithéâtre » nohavaozina. Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy koa ny lahadinika siantifika mahakasika ny fikarohana momba ny fambolena, ho fampandrosoana maharitra mitondra ny lohahevitra “Regards croisés […]